Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
VELOTSOA Rina
Dia nodimandy ny Alatsinainy 16 novambra 2026 teo amin’ny faha 42 taonany.
Hoy,
Ny vadiny :
RAMANANTENASOA Ony Lalaina
Ny zananay :
VELOTSOA Nomena Anjara Fitia
VELOTSOA Ny Onja Nombana Fitia
VELOTSOA Nofy Ny Aina
Ny reniny :
TEMA Marie
RASOAZANAMANGA Marthe
Ny rafozam-beny :
RASOAZANAMANANA Noeliarisoa
Ny rafozany :
RAKOTONDRAMANANA Jean Baptiste mivady
Ny iray tampo aminy :
RASOAMANANTANY Lalao sy ny zanaka aman-jafiny
RASOAMANANTANY Solovonjinirina sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOARIVONJY Injarasoa sy ny zananay
RAKOTOARIVONJY Zahasoa mivady sy ny zanany
RAKOTOARIVONJY Dimbisoa mivady sy ny zanany
RAKOTOARIVONJY Mandimbisoa Vavah sy ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RANDRIAMANANJARA Rivo Pierre mivady sy ny zanany
RAMANANTENASOA Rova Manitra sy ny zanany
RATSIMBAZAFY Diary Feno mivady sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo any Tsaratanana
Ny fianakaviana manontolo eto Soavinimerina - Mahitsy
Ny Fiangonana FJKM Soavinimerina Mpiandritsara, FJKM Mahitsy Famonjena, FJKM Ampanotokana Firaisana
Ny Fiangonana Advantista Soavinimerina Mahitsy
Ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Soavinimerina Mahitsy
Ny EKAR Soavinimerina Mahitsy
Ny Fokontany Soavinimerina, Mahitsy, Ambatomirahavavy (Ampanotokana)
Ny nofomangatsiakany dia hiala ao amin’ny tranony Lot AAT 002 Tsaramasoandro Soavinimerina Mahitsy ny Alakamisy 19 novambra 2026 amin’ny 1 ora folakandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Soavinimerina Mpiandritsara mialohan’ny hanaterana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Ambatomirahavavy RN4.
« Ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho no hitokian’ny vadinao mpitondratena. » (Jeremia 49 : 11)




