Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 14h19
 

Société

Projet Tana-Masoandro

Il n’y a pas d’autre alternative qu’à Ambohitrimanjaka et environs

mardi 29 octobre 2019 | Arena R.

Il n’y a pas d’autre lieu possible où l’on peut réaliser le projet Tana-Masoandro, a déclaré le ministre de l’Aménagement du territoire, de l’habitat et des travaux publics, Hajo Andrianainarivelo. Pour des raisons d’ordre technique, on ne pourra construire les nouvelles villes et réaliser l’extension d’Antananarivo que dans les environs d’Ambohitrimanjaka. Des études ont déjà été faites avant l’annonce de ce grand projet d’envergure, a-t-il ajouté.

Le problème réside, explique Hajo Andrianainarivelo, dans l’évacuation d’eaux usées de la capitale et des nouvelles villes. Il est impossible de les verser à nouveau dans l’Ikopa. Mais il nous faudra mettre en place une usine de traitement des eaux usées et pour la capitale et pour les nouvelles villes du Tana-Masoandro. Or, les moyens ne nous permettent pas d’en créer plusieurs dans des endroits éparpillés, situés à 50 km de la capitale ou ailleurs, regrette le membre du gouvernement.

A en croire aux dires de ce responsable, les travaux d’expropriations entrant dans le cadre du projet Tana-Masoandro seront bel et bien maintenus, bien que le président de la République ait annoncé sa suspension temporaire, en attendant les négociations qui sont en cours avec les propriétaires des terrains. L’Etat n’envisagerait pas de revenir sur sa décision de mener ce projet.

Le ministre de l’Aménagement du territoire, de l’habitat et des travaux publics indique toutefois que les travaux de remblayage ne débuteront pas tant que les propriétaires des terrains ne seront pas indemnisés. Il a par ailleurs précisé qu’il n’est pas question de vendre le terrain ainsi remblayé à des particuliers, parce qu’ils seront utilisés à des fins publics. Mais si l’Etat envisagerait de le vendre, il faudra qu’il consulte à nouveau les premiers propriétaires, explique-t-il.

62 commentaires

Vos commentaires

  • 29 octobre 2019 à 08:45 | Hery Rak (#10294)

    Ny vahoaka n’Ambohitrimanjaka dia manahy fotsiny ny amin’ireo indemnisation hoazy ireo fa tsy manakana akory ny fampandrosoana. Marina ny tenin’ny Minisitra fa fanitarana an’Antananarivo no atao nohon’ny fahamaroan’ny mponina fa tsy fananganana tanana vaovao amin’ny maha tanana vaovao azy. Fanapahan-kevitran’olona hendry no noraisin’ny Filoha Andry Rajoelina mba handaminan-javatra amin’ny maha Ray amandRenin’ny vahoaka malagasy azy.

  • 29 octobre 2019 à 09:19 | nez_gros (#10715)

    T’as encore rien compris gros, Ambohitrimanjaka est un symbole gros, de toute les ventes de terrain que l’Etat a effectué partout dans l’île et depuis.

    Les gens n’ont pas les mains pour retenir les bois de rose, et les saphirs, or, tortues, maki, partis à l’Etranger.

    La terre par contre c’est un immobilier, le peuple a le le moyen de le retenir , et ce sera comme ça partout dans l’île, C’est completement niet, nada, non, no, TSIA.

    • 29 octobre 2019 à 11:17 | ravel (#4625) répond à nez_gros

      Marina tokoa izany .Tsy mahazo resaka io ,inona no tadiaviny ?

  • 29 octobre 2019 à 09:38 | MALIBUC (#9345)

    Mis à part la terre et encore, que reste il aux Malgaches ?
    L’État, au fil des ans a vendu son ile aux Chinois, aux Karanas, Coréens et bientôt au Russes.
    Ne vous laissez pas faire car bientôt c’est vos vie qu’ils prendront.....

    • 29 octobre 2019 à 10:48 | betoko (#413) répond à MALIBUC

      Ah bon ? Oui des Karana en ont acheté rien que dans les environs de Tana , et qui les a ou ont vendu si non des malgaches , exemple Jean Ravelonarivo et dites moi les coréens et les chinois à quel endroit ils en ont acheté ? Et les Russes ? Y a t il un projet de vente ?
      Vous avez oublié une chose le projet ZES initié par Hery Rajao est tombé à l’eau on dirait car plus personne n’en parle

    • 1er novembre 2019 à 21:00 | Za malagasy (#10777) répond à MALIBUC

      Dondrona sy donto ary tsy misy saina daholo zany ireo vahoakan’ Ambohitrimanjaka ireo rey olona.. Fa ry zareo panao pôlitika sy miseho azy pitondra an’ity firenena ity ihany no manan-tsaina sy manam-pahalalàna eto e ! Dia hiarahantsika hahita eto anie ny ho afaka 10 taona hoe nankaiza daholo ireo tantsaha avy eny Ambohitrimanjaka ireo.. Nahavita azy hatramin’ny oviana izay vola azony nangalana amboletra ny taniny.. Iza avy no ho tompon’ny fananana sy trano sy izay hatsangana amizao TanaMasoandro izao ! Ny hoavy no hanambara. Fa de zareo aloha zany de manantsaina loatra amin’ny fanambakana sy famitaham-bahoaka miampy kobaka am-bava..

  • 29 octobre 2019 à 10:58 | Jo Brandon (#9919)

    Ce que les conseillers VATO sy HAZ(J)O ou les Vato aman-kaz(j)o ne veulent pas comprendre ou n’arrivent pas à comprendre, sont :
    - on ne remblaie pas 10 000 000 m² de rizières quand bien même vous avez un deal avec vos bailleurs depuis 2009
    - cette surface peut produire jusqu’à 10 000 T de paddy, après formation des paysans
    - les Ambohitrimanjaka veulent du bon riz et non du vary mora du type rice for dogs
    - ces 10 000 000 m² satisfont aux besoins en riz de leurs propriétaires pour les années qui leur restent à vivre. De ce fait, la proposition du vieux sénile sur les 5 000 Ar/m² d’indemnisation reste et demeure irrecevable ( tsy mitombina sy tsy azo raisina ). Donnez-leur de quoi acheter alors du riz jusqu’à la fin de leurs jours pour eux et pour leurs descendants.
    - techniquement, on ne peut pas et on ne doit pas jeter les eaux usées de Tanà et de la nouvelle ville là-dedans.
    - cette surface protège Tanà des inondations du type 1959
    - sur la RN4 après Ambohidratrimo ou sur la RN1 avant Arivonimamo ou avant Ankadinandriana Atsinanana, il y a de beaux terrains domaniaux. En plus, pas de rizières à remblayer, pas de maisons ni de tombeaux à détruire, et ce n’est pas loin du tout. En plus, il n’y aura pas d’embouteillage
    - à la limite, remblayez carrément Ankadinandriana Atsinanana et vous verrez.

    • 29 octobre 2019 à 11:32 | betoko (#413) répond à Jo Brandon

      Et comment vous allez procéder pour la construction d’un central hydroélectrique à Ambohidratrimo ou à Ankaninandrina
      10 millions de mètre carré de rizières dites vous ? M’étonne beaucoup Si cela est avéré nous n’avons pas besoin d’importer du riz tous les ans

    • 29 octobre 2019 à 14:17 | rarana (#10230) répond à Jo Brandon

      Jo Brandon :
      - reprenez vos cours de conversion : 1000 hectares = ? metres carrés (sachant que 1ha = 10000m2)
      - en ce qui concerne la « centrale hydroélectrique » : la même question pourrait vous être posée en retour : comment faire une centrale à Tanà ?

    • 29 octobre 2019 à 15:19 | dahalo (#8794) répond à Jo Brandon

      Betoko
      Des fois il ne faut pas trop la ramener quand on ne comprend rien à certaines choses.
      Dis moi à quel endroit à ambohitrimanjaka tu pourras installer une centrale Hydroélectrique.
      Est ce que tu ne sais pas qu’une centrale hydroélectrique est alimenté par de l’eau qui y est amené par conduite forcée et en gravitation ce qui veut dire qu’il faut un denivellé important quelque part. Et tu trouves ça ou autours d’ambohitrimanjaka ? nulle part !!!! alors arrête tes délires t’es completement ridicule et je suis encore gentil.
      La seule centrale sur l’ikopa est en cours de construction et elle est du coté de mahitsy plus précisément à farahantsana mais elle ne produira que 20 mgw et n’a rien à voir avec Ambohitrimanjaka.

  • 29 octobre 2019 à 10:59 | Isambilo (#4541)

    Et pourquoi pas Ankadinandriana ? Andrianainarivelo connait bien le coin. Le tanambao pourrait être alimenté par le Varahina et l’iKopa et les installations de retraitement des eaux usées peuvent s’y installer sans problème.

  • 29 octobre 2019 à 11:04 | Vohitra (#7654)

    Teny tsotra no atolotra anao Rangahy fa efa betsaka no nambara momba ity lohahevitra ity :

    Aza ny fitiavambola no hanosena sy hanimbazimbana ny lova sy ny hasin’ny lasa napetraka ho soa izay hotoavin’ny taranaka mandimby.

    Nanomboka tany amin’ny 1605 no nandroso Andrianjaka ka nitodidoha nijery ny farihy, ary nanazary izany ho lemaka hitsinjovana ny aina, nandalo Andriamasinavalona na i Rakotomavo nanao ho ady lehibe ny fanoherana ny mosary mavovava zokiny, ary nandova ny Ombalahibemaso nametraka ny lakandrano sy fefiloha ho fampiadanana ny ambanilanitra ary nametraka ny fambolembary ho asa sy ho andraikitra hiantsorohana miantoka ny fivelomana.

    Aoka tsy ny fiarahanao misalahy amin’ireo vitsivitsy Tsimahafotsy mikasa hivoy tantara vaovao sy ireo liambola vitsivitsy Tsimiamboholahy no entinao hanotana fady indray ny tsiahy sy vakoka navelan’ny tantara ho fifehezana ny tontolo, sarobidy ary manankasina ny fomba, ary ny fomba no mamaritra ny dingana hiatrehana ny ho avy.

    Afindrao eny aminao eny Ankadinandriana ny tanamasoandro raha toa ka mahasoa ny eny aminao eny, avelao ny hafa hiaina ny tantarany sy ny lovany ary hisitraka ny anjarany, ary hametraka ho laharampahamehana ny fitaizana napetraka ho fanilo handaminany ny ampitsony.

    Fanontaniana no apetraka aminao : aiza avy moa izao, ary iza no misitraka sy manao azy ho mandidy tsy hita ho refesina amin’ireto nosy kely toa an’I Nosy Iranja, Nosy Mitsio, Nosy Sakatia, Nosy Radama, Nosy Komba… ?

    Ianao io ilay mitonona ho andriandahy nefa lavonkarena maloto, simban’ny fitsiriritana ny ratsy, very fanahy amin’ny fandavoana ny Hasin’ireo Raiamandreny fahiny, atosiky ny fijirihana sy famaboana harena amimpitaka, indro lasa misalotra fanahinjiolahy sy toetrampahavalo manimba fiarahamonina, ampy angamba izay kosa, tsy maintsy ho tojo ny fifanatrehana isika manoloana ny tantara…

  • 29 octobre 2019 à 11:16 | Mirana (#10703)

    Amiko manokana aloha tsy dia hitako izay mety ho olana amin’izany raha ohatra ka atao eny Ambohitrimanjaka ny Tanà-Masoandro
    Mino aho fa efa maro ny nahalala an’izany projet izany nandritra ny fifidianana , noho izany efa maro ny nahalala an’izany aza. Maninona no notakiana foana ilay izy taty aoriana hoe aiza ihany ny Tanà-Masoandro , dia nohon’ny atomboka ny asa dia lazaina fa tsy azo atao sy tsy mety indray io.
    Izao ny tiako lazaina , na atao ilay na tsy atao dia misy karazana olona mametraka olana foana , nefa izany olana izany koa anefa dia efa niétudena efa hatramin’ny ela , ka efa maty paika ny amin’izany , fa amin’izao dia fotoana tokony hijerena ny tombotsoa ambon’ny firenena no atao.
    Samy hahazo tombony amin’ny fahavitan’io avokoa ny olona rehetra indrindra fa ny olona rehetra mipetraka eny amin’iny faritra iny

    • 29 octobre 2019 à 11:33 | Dadazily (#10654) répond à Mirana

      Mirana ô !
      Mba azonao antoka ve ny ambaranao ? oviana marina ny étude no natomboka satria raha io volabe hanaovana azy io dia an-taonany maro no fotoana lany hanaovana izany ? efa nandalo antenimiera ve ny fandaniana ny teti-bola ho laniana amin’io ? efa nanao tatitra ara-teknika sy ara-tsosialy ve ilay bureau d’études rehefa avy nidina teny an-toerana ? ahoana ny fiantraikany amin’ny tontolo iainana, na ny eo an-toerana na ny toerana hakana ilay tany hanotofana, sns ... ? ahoana ny drafitra hanonerana ireo olona ireo mba tsy ho potika ny fiainany ho avy ? sa avela hipetraka eo ihany izy fa any Bevoay no hamboly vary ? maro e !
      Mba asehoy hoe Mirana a ! izany an !

    • 29 octobre 2019 à 13:20 | Mirana (#10703) répond à Mirana

      Dadazily
      moa ve fantatrao ary fa ny fanatanterahana ny projet Grand Tana noresahina hatramin’ny 20 taona lasa sy valin’ny fandinihana ny tanànan’Antananarivo (observation) nandritry ny 15 taona ny tetikasa Tanà-Masoandro ? sady etsy andaniny dia mifanaraka tsara amin’ny vina napetraky ny drafi-panajariana (PUDI) 2018 izy io

    • 29 octobre 2019 à 15:15 | Dadazily (#10654) répond à Mirana

      Ka avoahy ampahabemaso moa fa aza afenimpenina na atao compte-goutte ny résulats e ! ela ka mampieritreritra !
      Ny mangarahara ihany ary tsy misy amboamboarina

  • 29 octobre 2019 à 11:28 | lanja (#4980)

    Mihevitra ny malagasy rehetra ho bado daholo ity ministra ity, aiza no dia hoe resaka traitement ny eaux usées no lazaina fa tsy maintsy hanaovana ny fotodrafitrasa eo, tsy mahita holazaina dia mirediredy

  • 29 octobre 2019 à 11:55 | Jipo (#4988)

    @ jo brandon
    Judicieuse observation, le problème est tout simplement une affaire de gros sous et spéculation financière, ou comment piller un peu plus le Pays sans le moindre scrupule, après avoir pillé le BDR patrimoine des générations futures, voilà que l’ on vole leur terre avec comme futile motif le développement et modernisation que tout le monde voudrait à l’ exception de ces arriérés de Paysans qui s’ accrochent à leur terre comme des sangsues à leurs victimes.
    Il n’ a pas voulu la place de calife pour les beaux yeux des Malgaches, comme le croient encore beaucoup trop, la naïveté comme la santé n’ a pas de prix, mais un coût les Malgaches auront bientôt la « joie » de s’ en rendre compte ...

  • 29 octobre 2019 à 12:03 | Maxim (#5960)

    Tsy mety lafo mitsy ty sakabeloha ty raha zany, refa olana hoazy ny manary ny rano malotony de tokony sotroiny izy mianakavy ao ihany zany fa aza ariana eny @ ranon’ikopa.
    Aiza ho aiza moa zany no hisy zany « usine de traitement » manarapenitra izany hoan’Antananarivo zany ? dia ny ranomaloto avy ao andriantany ve no hodiovina ?

    • 29 octobre 2019 à 13:13 | Vohitra (#7654) répond à Maxim

      Maxim,

      Beloha no anaran’ny rain’ity lehilahin’Ankadinandriana mitady hanota fady ity.

    • 29 octobre 2019 à 13:41 | Maxim (#5960) répond à Maxim

      Vohitra,

      Zany hoe ny zanaky Beloha zany lasa mpivarotra sakabeloha, dia manao bemokondoha @ fanan’olona.
      Efa mazava ny resaka fa efa eo no toerana nofinidin’ireo mpividy ambongadiny ny tanin’ny malagasy ka lasa miteniteny fahatany @ resaka usine de traitement ny farany. Mba @ taona fahafiry moa izany usine de traitement n’antananarivo no ahorina (mba azo antsaina ve ny haben’izany orisana izany raha manana mponina 3 tapitsisa @ zao fotoana izao tsy lazaina ny fitomboan’ny mponina afaka 20taona) ?

  • 29 octobre 2019 à 12:03 | Nalisoa (#10185)

    isika malagasy tsy natao hijery lavitra mihitsy fa ny ambany maso ihany. ary te handroso kanefa tsy vonona ny hanaova toe-tsaina.
    Marina fa fivelomanana ny tanimbary,kanefa aoka atao ao an-tsaina fa misy fotoana io tsy hamokatra intsony ka ireny lasa anaovana biriky ireny. Ny tetik’asa izay ho ajoro eo anefa dia haharitra izay ho lova-taranaka.

    • 29 octobre 2019 à 13:11 | Vohitra (#7654) répond à Nalisoa

      Nalisoa,

      Angamba tsy dia mahafantatra loatra ny tontolon’ny fambolena ianao, na koa tsy taranaky ny tantsaha, mety ihany koa tsy mifandray loatra amin’ny tontolo ambanivohitra, tsy azo hanomezantsiny anao tokoa izany.

      Misy fotoana ny tanimbary tsy mizotra tsara ny fahalovan’ny tany roka (sols tourbeux) ary lasa miteraka poizina sy sakana ho an’ny fivelaran’ny fakambary satria voafehy ny fivezivezen’ny rivotra, ary izany poizina izany dia miseho amin’ny fahamaroan’ireo singa hafa (fer, aluminium, soufre) izay mitazona ny rivotra (oxygene) ka tsy mivelatra intsony ny faka izay misintona ny tsirontany.

      Manoloana izany, dia misy fotoana ilaina ny fanaovana biriky mba hanesorana ireo tanimanga izay misy ireo fahalovana tsy mizotra tsara ireo, dia averina atao indray avy eo ny fanamasahana ireo tany amin’ny famoronana ny tany masaka vaovao amin’ny fitondrana ireo zezika voajanahary manafaingana ny asan’ireo bibikely izay manamasaka ny tany manome ireo tsiro vaovao.

      Fehiny : tsy voatery manimba ny tanimbary ny fanaovana biriky

    • 30 octobre 2019 à 06:16 | lanja (#4980) répond à Nalisoa

      Tena mahay mandinika sy mijery alavitra mihitsy anie ianareo izany eh, izany tokoa izy io an, rehefa mandeha ny fotoana dia tsy mamokatra intsony ny tanimbary, tokony omena, na hamidy haingana ny tanimbary, sitrany ahay misy tetikasa holovain ny taranaka....bravo !!!

  • 29 octobre 2019 à 12:37 | Rakoto (#5814)

    Personne n’est dupe il y a toujours moyen de déplacer ce projet ailleurs, avec moins de financement même et avec plus d’ambition au point de vue Environnement et Énergie nouvelle, il suffit de trouver d’une bonne volonté et les savoirs faire adéquats. Quoique vous argumentiez rien ne vaut leurs terres et leurs patrimoines. Pas d’autres solutions il faut chercher ailleurs .

    • 29 octobre 2019 à 13:47 | betoko (#413) répond à Rakoto

      Par ce que vous croyez qu’ils n’ont pas chercher ailleurs _ ? S’il y avait d’autres solutions ils l’auraient adopté

    • 30 octobre 2019 à 06:34 | lanja (#4980) répond à Rakoto

      Betoko,

      le remblayage de 1000 ha , ne serait ce que pour 3 m de hauteur coûte au moins 50 millions de dollars , et impossible à réaliser pendant 5 ans....un citoyen lambda qui dit qu’il n’y a pas de solution ailleurs, je comprends , lambda n’est pas vraiment responsable de sa misère intellectuelle, découvrir le vrai motif sur le choix de cette endroit nécessite un peu de discernement

  • 29 octobre 2019 à 13:38 | ilaina tambitamby (#10679)

    5 taona no nikajian’ireo experts sy ingénieur maro mombany tana masoandro , tsy mora ny manao zavatra ,dia tsarovy fa lemaka daholo iarivo taloha ary raha nanao foto drafitr’asa maro taloha , dia ny lemaka no nototofana ka miainga amin’izany ny eto Antananarivo.
    ka eo anelanelan ’Ambohitrimanjaka sy Ambohidrapeto no toerana mety satria mba ho fiarovana ny tanàna ankehitriny amin’ny resaka tondran-drano ary ny hampahany dia hahorina amin’iny partie any vakin’i Sisaony iny na ny rive gauche , ho hitantsika eny avokoa ny sehatr’asa maro , ny logement intermédiaire , ny zone industrielle , ny ministera rehetra.
    Tanàna vaovao hamaha ny olana rehetra io ary ho reharehany Contient Africain i Madagascar rehefa vita io

    • 29 octobre 2019 à 13:53 | Maxim (#5960) répond à ilaina tambitamby

      Na aiza na aiza no misy tetikasa dia misy ny tompon’ny asa, ka iza no nanome azy ireo ny asa-kajy ? Vola avy aiza no nanaovana ny kajy ? Ovina no nivoka ny offre sy ny passation du marché momba izany étude zany ?
      Aza manao masobe tsy mahita, fa na hanangana lavapiringa aza dia misy dingana tsy maitsy arahana vo afaka manomboka ny asa.

    • 29 octobre 2019 à 16:22 | Ibalitakely (#9342) répond à ilaina tambitamby

      ny zava-misy aloha izao dia sarety foana no nalfa alohan’ny omby. Izy ity tsy hoe efa tao anatin’ny fampielezankevitra dia vita kabary fa mila : mangarahara ny dingana rehetra ilaina vao miroso @ fanendahana olona @ fivelomany ; mila mangarahara tsara ny resaka "appel d’offres, ny ny fandraisana ireo rehetra namaly ny antso & ny fahafantarana ny nahazo ny tolotra rehefa tapitra ny fe-potoanan’ ny fametrahana fangatahana fandraisana anjara sns ; mila mangarahara tsara ny loharanom-bola hanataterahana azy ; mila mazava tsara ny hevitry ny depiote satria fananam-bahoaka & volam-bahoaka no resaka eto ; mila mangarahara ny atao rehetra fa tsy lainga anotofana lainga dia lasa marina. Avy na ny vola anotofana izany tany [firy ha moa izy teo ??] eny Ambohitrimanjaka izany hiakatra ohatrinona & aiza koa ny toerana hitrogisana tany hanotofana izany [déshabiller St Paul pour habiller St Pierre !!]. Farany efa nolazaina teto fa eo Ampangabe filatsahan’ny miaramila an’elonaina, izay eo akaiky an’Ambohitrimanjaka misy tany malalaka be, sa eo @ sampanana mankany Ambohitrimanjaka ka mivoaka any Ambohidratrimo iny efa vitan’Ilaijao ve ka ny karana tsy mila mbola hanamboatra izany làlana izany intsony fa ny manototra miaraka @ sinoa sogecoa [tahaka ny ataony eny Avaratry Ivato & Ambatolampy Tsimahafotsy iny] sisa dia ... atero any Bevoay [banga ve !!] any ireo hamboly vary, hiompy gisa & gana, hanao biriky dia ho tateriny amin’inona & mankaiza. Tsy resahana eto ny faritra TSY TIA MPIAVY sns.

    • 2 novembre 2019 à 12:05 | Ngeda (#10235) répond à ilaina tambitamby

      Hoanareo rehetra mikiribiby faha i Ambohitrimanjaka sy ireo Communes manodidina no hanaovana ny Tanamasoandro : Satria toetra JIOLAMBOTO NO HO HAMPIARINAREO Ataovy ary dia ho hitantsika eo ny tohiny. Tandremo faha mandrora-mitsilany ianareo.

  • 29 octobre 2019 à 14:12 | mamy niaina (#10631)

    Efa ela no nanomanana io tetik’asa io ary efa voadinika antsakany sy andavany fa tsy natao tao fahatany , Tsy manao zavatra fahatany izany ny filoha fa efa mandinika hela izy vao anao zavatra.

    • 29 octobre 2019 à 16:50 | Ratal (#10734) répond à mamy niaina

      Mamy niaina
      saika tsy hanoratra ihany aho fa LOL loatra ny zavatra teneninao. Hhhhhh

  • 29 octobre 2019 à 14:12 | aina tsi’f (#10771)

    C’est vrai parce que la ville d’Antananarivo sera étendue et non encombrée comme le voudraient certains.
    nous avons plus de 35 millions dans notre ville qui est une ville dédiée à 350000 personnes t c’est un avantage pour tout le monde car il y a tellement d’emplois disponibles et il y a aussi une opportunité d’embouteillage qui est encourageante pour beaucoup aujourd’hui.
    Mila mijery lavitra isika malagasy fa ary indrindra mila manova toe-tsaina fa tsy ivoatra mihitsy raha izao faona
    isika ve zany tsy mbola tonga saina faona hoe efa tena tery anie antananarivo ka mila fanitarana fa ra toa ka hoe arivonimamo no atao fanitarana dia tsy maninona raha tany no natao

    • 29 octobre 2019 à 14:45 | hafatse (#9818) répond à aina tsi'f

      Tsy izay ny olana r’ilay dondro ity a !!

      Mantany ve ianao ?
      Manan’asa ?

      Ary raha toa ka ovana ho mamoeuvre na mpaindry tananàna ny asanao dia asiana mandeha any BeVoay. handeha ve ianao ?

      tanindrazan’olona io tompoko, ary efa misy mipetraka sy mivelona ao.

      Itony tokoa ny voakarama hiteninteny foana eto.

    • 29 octobre 2019 à 14:47 | Vohitra (#7654) répond à aina tsi'f

      Afaka manangana tanana vaovao eny amin ireo tanety maro tsy tambo isaina tsy lavitra akory an Antananarivo ny mpitondra, ary ho betsaka amin ireo mivangongo tsy an asa mitoby eo Antananarivo no hifindra any amin izany tanana vaovao izany raha misy ny asa miforona.

      Tsy voatery hanimba ny fiveloman ny hafa sy ny kolontsain ny hafa akory ny fanjakana, ary tsy mahasoa ny fibodoana ankeriny ny fananan olona.

      Tsy azo terena ho masaka ny fandrosoana ka hanaovana antoka sy sambobelona ny fiveloman ny sasany.

      Aoka tsy hifamitaka sy ho tia tena ka ny tombotsoa manokana no hampisalorana ny fitiavana fivoarana izay tsy maintsy hanimbana ny ho avin ny hafa. Randrana tsy manendrika ny hafa ny tolokevitra entina, ny mety dia ny manova.

    • 29 octobre 2019 à 15:24 | Vohitra (#7654) répond à aina tsi'f

      Salama Hafatse,

      Marina tokoa ny voalazanao fa ireo ilay voakarama hanaparitaka fitaka sy lainga amin ny tambazotra serasera.

      Ohatrany efa misy tomponandraikitra tokoa amin izao manakarama azy ireto

  • 29 octobre 2019 à 14:59 | betoko (#413)

    L’État va construire 200 logements à Amborovia Majunga , 30 sont déjà en chantier et sera terminé dans deux mois
    Détracteurs à vos claviers car des tracteurs sont déjà à l’oeuvre lol

    • 29 octobre 2019 à 15:46 | dahalo (#8794) répond à betoko

      lol oui car c’est quoi 200 logements Mr Betoko et ce n’est pas du tout de l’animosité. Il parait que les mêmes procédures qu’Ambohitrimanjaka y ont était appliqué mais comme c’est à moindre Echelle et loin des médias il n’y a pas eu de vagues mais en tout cas merci au president pour ces 200 logements, il y a un début à tout.
      Pour ta gouverne, il n’ y a qu’ à aller sur google earth et tu verras l’importance de endroits non habités et non cultivés dans ce pays c’est impressionnant

    • 2 novembre 2019 à 12:11 | Ngeda (#10235) répond à betoko

      Ambohitrimanjaka sy Majunga tsy mitovy io ry Bekoto tsisy saina aah !! Fotaka ny QI- nao. Mahamenatra.

  • 29 octobre 2019 à 15:06 | Vohitra (#7654)

    Antso no atao amin ny zanaky ny Faritra rehetra manerana ny Nosy :

    Ataovy ny fanadihadiana, oviana ary iza no tomponandraikitra tamin ny fanomezana ireo nosikely manodidina an i Madagasikara ho lasan ny vahiny ?

    Jereo tsara fa taorian ny 2009 avokoa ny ankamaroan izy ireo no nifindra ho tantanan ny mpandraharaha vahiny.

    Ny tanana efa zatra mivarotra tanindrazana dia tsy mety intsony fa manohy foana tsy ankijanona.

    Dia ahoana ny taranaky ny Malagasy rahampitso, inona no hany anjarany ?

    • 29 octobre 2019 à 16:57 | Ratal (#10734) répond à Vohitra

      Vohitra,
      Lalina loatra ny elenalena ara pahalalana eo amin’ny mpomba ny Tana masoandro sy ianareo andaniny. Mba iangaviana ny mpionadana Tana masoandro mba hikaroka olona hafa ankoatra an dry Bekoto, Isandra....mba hampaliana kokoa sy ahitana tombontsoa amin’ny ady hevitra.
      Tena kivy aho mamaky na ny hevitra aposaky ny tarika Tana masoandro na ny fomba fanoratany izany. Na teny gasy io na teny frantsay.

      Masinà ary soavà tsarà avokoa

    • 29 octobre 2019 à 21:54 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Vohitra,
      Ny valiny dia tsotra, any an-dranomasina indray ny Malagasy manori-mponenana (enga anie hahita toerana any).
      Raha tena misy ve ny fitiavan-tanindrazana, tsy aleo ve aloha mampianatra ny zanaka avy eo izy ireo rehefa manam-pahaizana mandinika izay tena tokony hitondrany ny fiainany. Ny antsika lehibe anie efa vita e, maninona raha faranana eto amintsika izao ny fahadalàna rehetra ?
      Izao a ! tena tsy misomonga aho miteny ito : Atsipazo eny amin’ny kisoa ny vatosoanareo raha tsy ianareo indray no ifotorany.

    • 29 octobre 2019 à 22:12 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Antomy,

      Misy hevitra tianao hozaraina fa mbola somary manjavozavona amiko ilay izy, miangavy raha azonao hitondrana fanazavana fanampiny.

      Misaotra mialoha

    • 29 octobre 2019 à 23:05 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Raha resaka fanitarana ny tanàna izany, jereo anie Ampefiloha sy 67 Ha e ! Manao ahoana izy izao ? Moa mbola tazana ilay endriny tamin’ny voalohany ? Raha mbola ny toe-tsaina no tsy mbola miara-mandraso sy afaka handray ilay fampandrosoana tian-katao, vetivety ilay endrika tsara noeritreretina tany aloha dia hivaralila amin’ny tsy tokony ho izy.
      Ohatrohatr’izao ilay sary e ! Raha ny vazaha, ohatra, no mipetraka aty amintsika aty Madagasikara, tsy maintsy manova ilay toeram-ponenany hifanahantsahana amin’izay nahazatra azy izy. Dia toy izany koa isika, tsy maintsy miezaky ny tsy ho « dépaysé » loatra indrindra fa hoe tanintsika ihany no honenantsika.
      Tsy maintsy mampianatra ny olona aloha isika hahay hanova ny fomba fisainana izay vao mametraka ilay zavatra noeritreretina fa tsara tiana hapetraka. Raha tsy izany, handalo fotsiny ho toy ny tsy nisy ihany izany rehetra izany ary raha atao ao Ambohitrimanjaka ilay izy, amin’izay fotoana izay dia fanalikana tsotra izao ny mponina teo ny zavatra mety hitranga.

    • 30 octobre 2019 à 07:17 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Vohitra,
      Valiako amin’izay ianao amin’ilay fangatam-panazavana tadiavinao. Raha omentsika ny vahiny, toy ny misy eny amin’iny Ankadimbahoaka iny, ny tanintsika dia tsy hanan-tany ny Malagasy. Iaraha-malala izany fa izao, isika indray no hihafihafy hitady hoe aiza ny tany honenanay. Ary tena tompon’ny tany amin’io ny vahiny a ! Jereo fa mifefy sady misy mpiambina ny taniny amin’iny faritra iny. Ary izy dia ho sarotiny amin’ny azy ka any aoriana any dia hiverina ilay hoe : Tsy azo ampidirana alika ato. Fa rehefa vahiny no miaraka amin’ny alika dia tafiditra amin’ilay toerana fa raha Malagasy dia tsy mahazo. Izay vao tena ho sarotra amintsika ny hamerina ny tany ho antsika raha ho tafaverina.
      Ankoatra ny tanintsika, ny harena ankibon’ny tany... Tena tsy fotoana izao hitrandrahana fa misaina mifototra ireo izay milaza fa fotoana izao hamarotana ny tany sy hitrandrahana ny harena ankibon’ny tany... Ny tompon’ny fitrandrahana ve Malagasy ? Ny mahavidy ny tany ve Malagasy ? Miverina eto amintsika ve ny tombony ? Ny Arabo izany raha mitrandraka solika dia ny hafa ve no mahazo tombony sa izy ihany ?

    • 30 octobre 2019 à 08:15 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Salama Antony,

      Izay vao manomboka misokatra ny fahatsapako ny vontoatin ny hevitra arosonao. Misaotra anao nanambara azy.

      Misy sakana izay heveriko fa mila hioarana sy hilaozana raha hihevitra ny hitsinjo fivoarana isika Malagasy. Ary heveriko fa io sakana io no tena miteraka fikatsoana sy savorovoronkevitra ara-piarahamonina.

      Inona ilay sakana ?

      TSY MANANA FITIAVANA TANINDRAZANA MIHINTSY ny maro amin ny mponina antanandehibe eto Madagasikara, nefa dia ireo mponina antanandehibe ireo no mamaritra ny ho avy sy ny lalankizoran ny Firenena Malagasy eo amin ny lafiny politika sy toekarena.

      Io no sakana goavana ho antsika amiko.

      Manokatra adihevitra aho raha vonona ny handray anjara ianao.

      Mankasitraka anao

    • 30 octobre 2019 à 08:20 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Antony,

      Diniho fa misy fifandraisana sy fifamatorana goavana ny ahiahy sy ny fanontaniana apetrrakao sy ilay sakana goavana avoitro amin ny hevitro.

    • 30 octobre 2019 à 10:43 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Vohitra,
      Marina izany ka, mifandray ireo. Fa isika anie efa tena tafiditra ao anaty lavaka mangitsokitsoka anefa be loatra ireo zava-dratsy manotototra tsy ahafahana mivoaka ao.
      Manaiky aho fa ny Fitiavan-tanindrazana no fototra mahatonga ny fijoroan’ny firenena iray. Kanefa amintsika Malagasy, araka ny noteneninao, tsy misy izany. Tokony haverina io.
      Izaho tsy mahita afa-tsy ny fanabeazana no vahaolana.
      Tsy isika izao no hamaha tampoka ny olana mianjady amin’ny firenena. Tsy isika no nahatonga azy. Isika tena « victimes ». Raha izany, ny ao aoriana koa ve mbola havela hitovy amintsika ? Isika aza efa tototry ny faharatsiana dia mbola hovesarintsika indray ve ry zareo ? Tokony manomana ireo fara-mandimby kosa isika.
      Izao, raha havelantsika handova ny ratsy ny taranaka matokia ahy fa tena mahay manao ratsy lavitra noho izay efa vita izy ireo.
      Fa kosa raha hampandovantsika fomba fisainana vaovao izy, tsy maintsy ho tsara lavitra noho izay tokony ho vitantsika no ho vitany.

    • 30 octobre 2019 à 12:05 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Antony,

      Raha fanabeazana fotsiny no heverinao hanovana izao zavamitranga izao dia minoa ianao ahy fa anjato taon amaro izany fiovana izany vao tanteraka.

      Ekeko fa tena ilaina izany fanabeazana izany, saingy izao, raha ny zavamisy ankehitriny, efa tena matanjaka sy latsa-paka lalina dia lalina ny herin’ny vola, ary ilay fahantrana mangitsoka sy manditsoka ny fijery koa etsy ankilany efa tena mametraka ny vola ho sandan’ny fanapahankevitra rehetra.

      Jereo anie izao zavamitranga izao e : efa fadiranovana sy rakotra tanteraka ao anaty fahantrana ny maro, ny tantsaha sy ireo mbola mbola manana foto-pisainana manome lanja ny hasin’ny tany sisa no sahy mijoro maneho ny fitiavana ny tanindrazana. Ny sisa rehetra, efa jamba sy rakotry ny fitiavambola maloto daholo ny akamaroany.

      Misy vahaolana politika ilaina apetraka sy raisina mba hiarovana ny Firenena sy ny Tany ary ny Fomba mba tsy ho very sy levona ka ho lasan’ny vahiny ambongadiny.

    • 1er novembre 2019 à 20:52 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Vohitra,
      Ohatry ny mbola ho lava izany resaka izany kanefa ilay fotoana ahafahana mifampiresaka eto voafetra ihany.
      Tena efa lalina ilay fahalovana izay no mety hahaela azy. Aleo tsorina fa ny tena mibahan-toerana dia ny « kolikoly ». Tsy lavina hoe misy zavatra hafa tokony jerena anefa ny ivony dia ny Fanabeazana ihany.
      Raha miteny ianao hoe pôlitika tena efa any amin’ny fanatanterahana sy fandavorariana izany lazainao izany.
      Ny soso-kevitra hitako voalohany aloha dia miainga amin’ny hoe mpitondra tia tanindrazana.
      Avy eo, izay mety ho tsara amin’ny lafiny iray anefa tena tsy hety amin’ny fisainantsika Malagasy amin’ny lafiny ilany. Fampiharana ny « Carotte et bâton ».
      Sahalahala amin’izao ilay izy izay misy firenena iray izay mampihatra azy fa somary noeritreretina hasiana fanovàna kely mba hifanaraka amin’ny zava-misy eto amintsika :
      - Ny tsy fanarahan-dalàna rehetra dia mitarika sazy. Ny sazy dia fandoavana lamandy
      - Tsy araky ny fanjakana daholo ny manara-maso ka ny olon-tsotra mahatratra no mitoroka mankany amin’ny toerana voatondro ho amin’izany
      - Mila mitondra porofo ny mpitoroka (sary, fandraisam-peo,...)
      - Mahazo vola mifanaraka amin’izay ny mpitoroka ary ilay nandika lalàna kosa mandoa ny onitra. Tsy misy resaka fanagadrana fa fampidiram-bola ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana no tanjona
      - Fa ny fanampiny dia izao, ho an’ny mpandray ny fitorohana kosa ny karama dia atao ambony dia ambony fa saingy, eto amin’izay no mihatra ilay « bâton », rehefa ny mpandray ny fitorohana no manao no mbola miditra amin’ny resaka kolikoly dia tsy mila fitsarana ny momba azy
      Izay aloha no azo ambara hatreto

    • 1er novembre 2019 à 21:02 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Antony,

      Ny fanafoanana ity tsy maty manota ity no tena vahaolana politika ilaina fampiarana maika.

    • 1er novembre 2019 à 21:06 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Antony,

      Ny fanafoanana ny tsy maty manota no heveriko fa ilaina vahaolana politika maika indrindra

    • 2 novembre 2019 à 10:59 | Antony (#9838) répond à Vohitra

      Vohitra,
      amin’ny alalàn’ny inona ary no hanafoanana ny tsimatimanota e ? Lalàna ve ? Ny vola hoy ianao no manjaka... Fifanarahana ve ? Lalàna efa misy izao aza tsy ampiharina...

  • 29 octobre 2019 à 15:17 | diego (#531)

    Bonjour,

    Est-ce un projet si vital que ce ministre veut faire croire ?

    Qu’est-ce qu’une extension d’une grande ville comme Antananarivo signifie ?

    Dire qu’il n’y a pas une alternative à ce projet est une provocation, et c’est faux :

    - la population peut porter cette affaire très haut, à la HCC, la justice malgache peut mettre fin tout simplement au projet.

  • 29 octobre 2019 à 19:27 | cacatoès (#9758)

    Dikany izany zany dia tsy maintsy birdenay ny tany tenisany na faly na tsy faly fa izahay no deba ary tay ho deba foana ka atsy ho atsy dia hametraka an’i Rajorery I er ho panjakany Dago izahay !!!!

  • 29 octobre 2019 à 22:41 | Krista Kristiaoe (#10737)

    “Il n’ y a pas d’autre alternative.”

    Tsy marina izany. Teknisiana motramotraka no mizihitra amin’ ny hevitra tokana toy izany. Ny teknisiana tena mahay mahita hevitra foana hanovana tetika ka rehefa tsy mety ny tetika momba an’ Ambohitrimanjaka dia tokony hitady solotetika hafa tsaratsara kokoa.

    Amiko tsy tokony hisy intsony ny fifampidinihana mikasika an’ Ambohitrimanjaka.
    Ny fifampidinihana atao dia maneho fikasandratsy handresena lahatra ny vahoaka hanaiky amin’ ny farany.

    Mihalefy ny sompitra vary maro eto Madagasikara tahaka an’ i Marovoay. Izao fikasan’ ny mpitondra hanototra an’ i Betsimitatatra izao dia fanapotehana ny sompitra sisa tavela mba hiankinana amin’ ny vary any ivelany.

  • 29 octobre 2019 à 23:07 | akam (#7944)

    - Prezida est confronte entre les propositions des Nations Unies (UNIDO) et la reaction inattendue des gasy. Certes la demographie gasy est galopante (plus de 55% ont moins de 25ans) mais cette population jeune est actuellement etiquetee de sans espoir ni de developpement individuel. En bref, la famille est noyee aussi bien dans la pauvrete que la passivite. La reussite d un membre ou d une personne issue de la famille est rapidement handicapee car tout espoir d evolution societale est leste par la chape de plomb familiale qui pese sur le dos du prepose “qualifie”. Cela est visible partout car aucune des 22 regions n echappe a cette charge parentale.
    - L UNIDO a decrete, c est le cas de le dire et le repeter, qu il ne peut y avoir de developpement en Afrique tant qu’ il n y a pas renouvellement de la classe active. C est ce curseur qui a ete propose aux liders gasy de hausser le niveau du capital humain local. Mais peut-on parler de nouvelle classe sociale quand on a franchi les seuils de l universite alors meme que des fuites de sujets du Bac viennent de plomber la reputation de cette derniere.
    - Tournesol a un bien fonde mais Prezida et ses sbires sont-ils prets a relever le defi. Car c est de cela qu il s agit. Certes le contexte est mal place dans un pays ou les 90% de la population rampent a terre…et de plus, il s agit d’ une ile ou la balle visuellement “ronde’ ne roule pas comme attendue. Il y a une Ernstein, Vohitra, Revivre et des Pilotes … qui palabrent a longueur de journee ? mais contredits a tous vents par les 2 mongols du site. L un est alle meme claironne a l installation de barrages hydro-electrique a une altitude quasinulle de L Ikopa qui est notamment la principale cause des innondations saisonnieres de cette plaine. Hajo s est meme fait piege d aller construire une centrale de traitements des eaux usees. Que valent donc les populations en aval ? car cette centrale, tu vas la faire fonctionner avec quel carburant ? en cas de penurie comme actuellement que va-t-on deverser dans L ikope ?pollution environnementale scandaleuse.
    - Ouais les 2 chinois qui dirigent l UNIDO et la FAO, plaidant en faveur des pays pauvres, sont-ils de bonne foi ? Ou sont-ils en train d exploiter la passivite ou la naivete des gasy liders de ce pays ? Tournesol a ete imagine comme tout “machin valley” du genre silicon. Et quand on se refere a la matiere, ce n est pas desagreable de voir des bimbos gonflees cosmetiquement, decorant les plateaux de tele...
    - Mais ca c est une caricature, car quand on bascule aux choses serieuses “Tournesol valley” ? le gasy n a fait que du copier/coller…. Il faut un site geographiquement comparable !!! Tournesol ne devra pas etre erige la ou c’est annonce actuellement. C est plutot une plaine. Car Silicon valley se situe a proximite de la baie de San Francisco. Fort Dauphin est le lieu ideal. Hajo des hauts plateaux va au casse-pipe pour imposer Tounesol chez lui…qu en est-il de la decentralisation ?
    - Hajo a un gabarit imposant mais cela ne suffit pas si la population locale le repousse. Il faudra quand meme qu il tienne car c est une foule qu il a en face de lui. Ce qu il blablate va a l oppose de l interet de ces gens d en face qui sont de vrais agriculteurs qu il faudra courtiser pour le developpement d un pole agribusiness local.
    - Il faudra plutot compter sur ce potential humain agricole que plutot s y opposer. Le chomage a ete l un des parametres qui a ete considere par l UNIDO. Le chinois sait qu ’un riziculteur est improductif pour les BTP. D autre part Silicon Valley a surtout profite de Stanford University. Un haut lieu de l’ ingenierie, toutes branches, americaine. Mais peut-on parler de complementarite entre Tournesol et l’ Universite de Tana ? ?? qui a fait trainer des bruits de casserole avec ces fuites de sujets du bac…. L universite de Fianar est la mieux place en matiere d interconnexion entre la savoir et le developpement economique. Bref il y a de quoi macher pour murir ce projet de Tournesol.

    • 30 octobre 2019 à 09:32 | spliff (#5871) répond à akam

      Et pourtant il est une frange importante de la jeunesse bourrée de talents dont l’énergie débordante ne demande qu’à être libérée dans toutes sortes de bonnes causes. Dans une économie de marché aux règles un tant soit peu claires, elle ferait des ravages. Si tant est que sa formation fasse l’objet d’updates constants et adaptés à la fluidité des secteurs pertinents pour le pays. Se « débrouiller », elle connaît.
      Olivier évoquait l’autre jour le niveau tout à fait déplorable de candidats qu’il a pu interviewer, candidats pourtant titulaires sur le papier de qualifications élevées. Ceci est cohérent avec l’inefficacité (inexistence ?) objective de la soi-disant élite éduquée en tant qu’entité dans un rôle de balise opérante dans la vie politique / nationale.

      Hausser le niveau du capital humain local, oui. Encore faut-il que cette nécessité soit comprise par le leadership à son étage ontologique, ce qui suppose avoir une certaine expérience « certaine » de la chose... sommes-nous en situation d’être optimistes sur ce front ?
      Gageons qu’au moins parmi ceux qui sont en situation s’insuffler tout input orienté dans ce sens œuvrent avec une conscience appuyée à leur niveau.

  • 30 octobre 2019 à 04:40 | triker (#9502)

    Salama !
    plus que 2 jours est bye bye Bordeaux. j’adore cette ville ,elle est sur la terre ferme mais on as les pieds dans l’océan.Rouler très tôt le matin avec mon 26 tonnes que du bonheur, mais Mada me manque et aussi me chagrine.
    Bonne journée à tous
    J-56

    • 30 octobre 2019 à 18:59 | dadasamy (#10220) répond à triker

      Miarahaba ny rehetra.
      Saika tsy hanoratra nefa rehefa mahita ny zava-misy sy voalaza eto dia hanome ny hevitro mikasika izany ny tenako.
      Efa nanoratra teto amin’ity Forum ity ny tenako volana vitsivitsy izay mikasika ny zavatra maika, na tokony ho laharam-pahamehana eto amin’ny firenena sy ny vahoaka malagasy.Anisan’izany ny momba ny fitsabona eto M/car. Fantatry ny rehetra fa matimaty foana ny vahoaka fa tsy manjary sy fitsaboana sy ny toeram-pitsaboana, mila vola be tokoana nefa tsizarizary ary manararaotra tsy mataho-tody ny maro amin’ ireo mpitsabo isam-baratonga.Raha tsy manam-bola ianao dia tsy mitsabo tena dia maty. Toa tsy larampahamena ho an’ny mpitondra akory izany nefa dia midika ho< non assistance à une population en danger de mort>.
      Marary kibo na mitohana ny manambola sy ny mpitondra dia lasa any la Reunion na any Frantsa fa ny vahoaka dia maty eo .
      Ny tiako holazaina amin’izany dia tsara tokoana ary ilaina ny manitatra ny tanàna sy manao tanàna vaovao,fa mba ataovy haingana sy maika koa ny manala fahasahiranana ny vahoaka madinika izay maherin’ny 90 isan-jato. Fantatrin’ny mpitondra nifandimby tsara izany fa dia tsy miova hatramin’izao fa tsy misy tombotsoa ho an-drizareo angamba.
      Momba ny Tanamasoandro dia za-dehibe tokoa fa misy resaka vola be tsy hita isa isa io ary avy aiza ? efa tsy mazava izay ary minoa ahy ianareo fa misy fifanarahana sy tombotsoa ho an’ny nanapaka azy io projet io. Fa ny olana dia tsy maintsy ao Ambohitrimanjaka ve no hanaova zy, nefa fantatra izao ny fanatotosana ny onaona be misy eo ka mahagaga ihany na dia technicien avo leta sy màzana tokoa aza ny namolavola azy.
      Ilaina ny fanintarana ny tanàna an’Antananarivo fa miangavy anareo mpitondra re mijereva toerana hafa haingana hanaovana azy na dia matiantoka be aza ianareo fa avelao ny lemak’Ambohirtimanjaka sy ny tanin’olona.Tsy marina mihintsy izany hoe tsy misy toerana hafa mety hanaovana azy izany fa mangalà techniciens hafa handinika azy raha tsy hain’ny tchniciens-nareo namolavola azy ny manova toerana ny Tanamasoandro fa tsy mitombona mihitsy izany olana mikasika ny traitement sy évacuation d’eau izany Andriamatoa minisitra hajaina. Sa matahotra ny namanareo mpamantsy vola ka tsy afaka hanova ny toerana ?
      Hamaranako ny teniko dia mbola miangavy ny mpitondra hamonjy haigana ny vahoaka malagasy fa mila fanovana ny fomba fitsaboana : omena fotaovana ampy sy fanafody izay ilaina ny toeram-pitsaboana rehetra na kely na lehibe ,hatsaraina ny karaman’ny mpiasa, araha-maso akaiky ny fitatanana sy ny fahadiovany ny hopitaly fa mahamenatra.
      Misy ny vola hanaovana Tanamasoandro, izay goavana tokoa ,koa nahoa no tsy misy na tsy mahita vola hanatsarana ny fitsaboana ny malagasy izay mahantra sy matimaty foana ?
      Manantena aho fa mety hisy tomponandraikitra hamaky izao voalazako izao ka mba ho tongasaina ry zarareo fa tena mijaly ny vahoaka fa maro ny olana fa tsy ny fitsaboana ihany izay tena maika tokoa(URGENT). Mahatsapa izany izay marary sy manana marary.
      Mirarisoa ny rehetra.

  • 2 novembre 2019 à 12:49 | Ngeda (#10235)

    Ho-anareo rehetra ( Mpitondra tsy ankanavaka ANR sy ny Forongony ) ity misy fanontanina mila valiny mikasika an’Ambohitrimanjaka sy ireo communes 3 resaka Fivarotana izy ity, io mantsy noho vohizinareo eto. Ce n’est guère une insulte, Dieu m’en preserve : Vendez-nous vos femmes, vos enfants, vos pères et vos mères ainsi que vos grands parents... j’en suis sûr que votre réponse sera NON. De grâce alors, laissez Ambohitrimanjaka et ses environs à leurs habitants car pour eux, elles sont : femme, enfants et Razam-Be MERDE.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS