Hetsiky ny mpianatra
Manameloka ny fisamborana
vendredi 18 avril 2008 |
| 479 visites
Voaantso tetsy amin’ny tobin’ny zandary Fiadanana i Mamy Jo ny alarobia lasa teo. Tsy niatrika ny fian tsoana azy nefa ity farany satria tsy ny anarany manontolo no hita tao anatin’io fiantsoan’ny zandary etsy Fiadanana io. Momba ny fanetsiketsehana ny mpianatra izay niseho andro vitsy lasa no votoatin’ny fiantsoana.
Mamy Jo dia filohan’ny fikambanan’ny mpianatra eny anivon’ny ambaratonga ambony antsoina hoe JERM « Jeunes Etudiants de Madagascar ». « Olona mahalala lalàna aho ka tsy hanaiky ny (...)