Fjkm Andraharo
Mangataka fihaonana amin’ny filoham-pirenena
mercredi 23 avril 2008 |
| 431 visites
« Mila fanaovazana ny tranon'Andriamanitra eto Andraharo. Tsy avelanay raha tsy tafajoro ny trano biriky ary ny fototra vato ». Trano hazo kely ny fiangoanana FJKM eto Andraharo, hoy ny pasitera Eliane izay mitandrina ao. Manana mpino 500 ary mpandray fanasan'ny tompo 80. Fahasahiranana tanteraka ny hita miatra amin'ny mpino, satria saika honahona no hita manodidina ny fiangonana. Raha misy ny rivo-doza dia tafiditra ao ampiangonana ny rano maloto. Tsy hikely soroka anefa ny mpino fa tsy (...)