Faratsiho
Vazaha maty nilatsaham-baratra
vendredi 21 mars 2008 |
| 740 visites
Lehilahy iray 50 taona no maty irery tao anatin’ny lakan-drano tao Faratsiho, anatin’ny faritra Vakinankaratra. Tamin’ny talata no hita ny fatin’ity lehilahy ity. Voamarika araka ny vaovao azo fa vokatry ny hasemporana sy havizanana no nahafaty an-drangahy. Ankoatr’izay dia ankizy vazaha anankiroa no nilatsaham-baratra, tao Faratsiho ihany. Nilatsaka teny amin’ny tapenaky ny trano ny varatra ka namaky ny rindrina ary niantefa teny amin’izy mianadahy. Maty tsy tra-drano ilay zazalahy fa ilay (...)