Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 2 décembre 2022
Antananarivo | 21h52
 

Répondre à un commentaire

22 septembre à 12:09 | Besorongola (#10635)

LALATIANA BM DEMANDE LA TÊTE DU SEG SERGE GELLÉ !

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=pfbid0z3sE3Vqd1bM7xLEgYmoPGRQmEANV2eoaoEXcLFFFqcg9PfaN1XKNiPWsEYxyiYNWl&id=845024309218015

🔍Lalatiana RAKOTONDRAZAFY : "TOKONY MAMETRAM-PIALANA NY LEHIBE REHEFA MISY ZAVATRA GOAVANA TSY METY ATAON’NY TOMPON’ANDRAIKITRA TANTANANY" ‼️

❌Tokony hametram-pialana noho izany ny SEG Jeneraly Serge GELLE, manoloana ny vono moka nisy tao ikongo.

✅Na tsy anisany nitam-basy tao aza dia ny fahendrena dia ny miala satria tsy voafehinao ny andraikitra sy ny olonao ka mila manaja tena, saingy noho ny fitiavam-boninahitra dia eo ihany aloha.

🔍SEG Serge Gellé : OLONA MBA NANTENAINA HO MANAM-PAHENDRENA KAY MITOVY AMIN’NY OLONA NANENDRY AZY IHANY ‼️

"Mieritreritra ve ianareo fa izao tsy fandriam-pahalemana izao dia ny fitondrana no nahavoa azy... tsia tsia diso ianao".

❌Iza no nampanantena vahoaka teo fa hanome asa ho an’ny tanora vao tonga eo amin’ny fitondrana, ny mpanohitra ?

❌Ny tsy fisian’ny asa Atoa Sekretera jeneralin’ny zandarimaria no mahatonga ny tsy fandriam-pahalemana nirongatra, sao tsy takatry ny sainao izany.

❌Olona mba nantenaina hanana fahendrena kay mitovy amin’ilay olona nanendry azy ihany misekoseko rehefa omena fitenenana tsy mba mahalala mandinika ny teny aloaky ny vava.

✅Hahilika any amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana indray ny resaka rehefa tratra amin’ny tsy fahombiazana nefa rehefa hampihorohoro mpanohitra sy ireo olona mitaky ny zony sahala amin’ireny tany miady ireny ilay Madagasikara.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS