Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 08h42
 

Répondre à un commentaire

19 septembre 2022 à 11:29 | arsonist (#10169)

(i) Ce 19 septembre à 09:14 le raciste ’’ATAVIZO" (#11328) a écrit cet extrait

Arsonist ... Mohammed répond moi vite mais avant fait ta première prière du matin.

(ii) Voici copiée intégralement la réponse

Nisy nanery an’ilay vendrana « ATAVIZO » (numéro 11328) ’ty tsy hianatra teny gasy angaha ?
Mazava ny fivoasana nataon’ny akama Shalom amin’ny teny gasy momba io porofo takian’io "ATAVIZO’’ io !
Tsy misy manery ’ty "ATAVIZO’’ hihambo ny tenany sy hanambany ny Gasy dradrainy fa omeny izay lazainy fa omeny ’ty akory eto !
Tsy misy misakana an’ity « ATAVIZO » dondrona ’ty koa hianatra teny gasy koa akory eto !

(iii) Aza hitzko !
Raha misy « fitonoana masikita » ery amin’ny tora-pasika ery amin’ny voalohandohan’ny taona ho avy,
ka hoe vita matavy tany ’ty "ATAVIZO’’ ’ty !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS