Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 26 novembre 2022
Antananarivo | 16h08
 

Répondre à un commentaire

16 septembre à 11:48 | Isandra (#7070)

ZANAK’ISANDRA ANY MOA IZAY. AJA NY FITAROGNANA AGNIMOA RO JIRENA FA NY RAHA AO ANATY LOHANY AO.

"Nambinintsoa Alpha Narcisse : hanatrika ny fihaonambe momba ny Fanabeazana any New York
▶️Hisolo tena ny zaza malagasy ary hitondra ny feon’izy ireo any New York mandritry ny fihaonana an-tampony momba ny fanavaozana ny Fanabeazana i Nambinintsoa Alpha Narcisse araka ny vaovao avy amin’ny UNICEF. Ity farany izay mpianatra nahazo ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana bakalorea fampianarana ankapobeny taona 2022 teto Madagasikara.
▶️Avy any Nasandratrony Fianarantsoa izy ary mpianatra tamin’ny kilasy famaranana sokajy C tao amin’ny kolejy Saint François Xavier Fianarantsoa. Tanterahana any New York ny 16 hatramin’ny 19 septambra ity fihaonambe momba ny Fanabeazana ity."

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS