Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h50
 

Répondre à un commentaire

19 juillet 2022 à 09:18 | Yet another Rabe (#4812)

Miharahaba ny rehetra,

Omaly aho dia nihaino hatramin’ny farany naha dia lava, ary maharitra sahabo 2 ora, ny resaka nataon’ ny solombavambahoaka Jean Brunelle Razafitsiandraofa, niharaka t@ Gascar Fenosoa tao @ « l’ Invité du Jour » :

https://youtu.be/j6Gjy82rh9M

Ary nahafinaritra sy nahaliana ahy, ilay resak’ ilay rangahy.

Marina fa IRD miloko volomboasary ingahirainy, fa hitako fa manana @ teny frantsay hoe « esprit critique et ne met pas sa langue dans sa poche pour appeler un chat un chat » ilay olona.

Henoy manomboka eo @ 1h24 mn eo ho eo, ilay fanontanian-tenan’ i Jean Brunelle, hoe « Mahaleo tena ve isika ? »

Ary mamaly izy @ teny mahery, tsy misy fandraisana andraikitra, « initiative » mihintsy miainga avy @ ny Gasy koa na « hatramin’ ny hoe hangery mbola handrasana mpamatsy vola ».

Ireo teny mahery navaokan’ i Jean Brunelle Razafitsiandraofa ireo dia mifanojo @ ilay teny nosoratako hoe acculturé « hatramin’ny tsinay maintiny » ny Gasy.

Miainga avy @ ny toe-tsaina ny fivoarana ny Gasy ka miainga avy @ ny , « autonomie de décision » -> « Prise de décision » -> « Prise de responsabilité pour assumer la décision. »

Mankahery ny besinimaro aho mba mihaino tanteraka io « L’ invité du Jour » t@ 14 juillet 2022, satria misy ho entina am-bava omana, am-po miheritreritra.

Mankasitra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS