Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 22h23
 

Répondre à un commentaire

24 juin 2022 à 16:00 | Besorongola (#10635)

LES HAUTS RESPONSABLES DU MINISTÈRE DES MINES QUI ONT VOLÉ L’OR ET LES PIERRES PRÉCIEUSES ONT MIS DES FERRAILLES DANS LE COFFRE POUR TROMPER LA VIGILENCE.

« Karazam-by milanja 22 kilao no nasolo ireo volamena sy vatosoa tao anatin’ilay vata tokony nitahirizana ireo volamena nilanja 36,433 kg… » hoy ny tatitra nataon’ny Ministry ny Harena ankibon’ny tany sy ny loharanonkarena statejika, Rakotomalala Herindrainy Olivier, nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety androany maraina.
Taorian’ny nahafantarana ny fanjavonan’ireo volamena ireo no nirosoana tamin’ny fanadihadiana ka ny Primatiora no nisahana izany.

Taorian’io no nahafahana nisambotra olona folo voaroiroy tamin’ity fahaverezana ity. Efa nampidirina am-ponja vonjimaika ireo, tafiditra tao anatin’izany ny Tale jeneralin’ny ministeran’ny harena ankibon’ny tany.

Efa eny anivon’ny fitsarana ny raharaha hoy hatrany ny ministra Herindrainy Olivier, andrasana ny tohiny.

Loharano : Le Jité

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS