Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

24 novembre 2021 à 14:23 | Besorongola (#10635)

Andry RAJOELINA : Hafa mihintsy Ny laharam-pahamehana aminy…

• Hividy fitaovam-piadiana 448 miliara ariary kanefa Ny volan’ireo Orinasa nampanaovina ny « Projet présidentiel » hatram zao tsy voaloha .Volan’ny Orinasa Sinoa nanao ny Kianjan’ny Barea Mahamasina ihany koa

• Ankoatran’io fantatra ihany koa izao fa ,
Mpampianatra Ecd 720 ao amin’ny « Enseignement technique »Manerana any Madagikara tsy nandray karama nanomboka Janoary 2021 ka hatram’zao.Niasa tsy tapaka anefa ireo Olona ireo nanomboka ny janoary ka hatram’izao .

Mamelom-Bady aman janaka sy misakafo isan andro mitovy amin’zareo ihany ve ny Ministra sy Ny Filoha ?

Efa tapitra nandehanan’izy ireo daholo ny antanatohatra rehetra fa tsy misy valinteny nahafapo,nangataka fihaonana tamin’ny minisitra izy ireo ary efa ela no napetraka fa tsy nisy valiny.

( Mbola hitohy )

Fernand Cello. Publication FB.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS