Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h43
 

Répondre à un commentaire

24 novembre 2021 à 01:29 | Shalom (#2831)

23 novembre à 15:37 | Isandra (#7070) répond à purgatoire ^

...les détracteurs sont encore en train de reproduire, les mêmes erreurs, en essayant d’ignorer l’existence de cette maladie et ses impacts dans les partenariats et les relations économiques.
...


Raha mamaky izao ny tena dia mahatsapa tokoa fa olona kaondrana ilay nanoratra.

F’IZA TOKOA MOA NO NILAZA AM-PAHIBE-MASO ENY FA HATRANY AMIN’NY FRANCE 24, FA I MADAGASIKARA DIA NAHITA NY FANAFODY HITSABOANA ILAY VALAN’ARETINA ARY NOHO IZANY I MADAGASIKRA AZA DIA HAMONJY IZAO TONTOLO IZAO ?
IZA NO NITATATATA IZANY ? Rajao ve ? Ravalo ve ?
DIA INJAY FA TSY TAFAVOAKA NY BAOLINA DIA HOE NOHO ILAY VALAN’ARETINA !
REHEFA TSY AMPY SOLAITRA DIA MBA MANANA FAHENDRENA MITANA NY VAVA TSY HIREDIREDY TOA IRENY FA MANALA-BARAKA, TENA FILOU TOKOA ARY DIA MAMPISEHO NY MAHA-VENDRANA AZY IZY IRAY TRANO !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS