Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Taux de change : l’ariary continue sa dégringolade - Plus débile / crétin que le président français de Madagascar, il n’y en pas (…)
Inglewood - Taux de change : l’ariary continue sa dégringolade - Plus nul que Rajoelina...ça n’existe pas.
be-kathala - La TVA sur les intérêts des crédits bancaires suspendue - Des faits et des réalités ?????
– pays le plus pauvredu monde !
– avec (…)
bekily - La TVA sur les intérêts des crédits bancaires suspendue - Le budget ne doit plus suivre...
compte tenu du poids des KOLIKOLY de la (…)
bekily - La TVA sur les intérêts des crédits bancaires suspendue - Depuis que je suis sur MT, je constate que Vohitra domine très bien (…)
Zora
{#URL_PAGE{archives}}
Ny mandainga sarotra fa raha nisy iray monja vokatr’iny hetsika nataon’ny RMDM Diaspora France iny dia ny nampitorovana ny sandry sy tànan’ny mpiasa mpisolelaka foza 🦞 rehetra hamono afo, ka nahafahana nahita maso mihitsy ireo lohandohany amin’ny mpiaramiasa amin’i BM, jereo ny sariny sy ny anarany eo amin’ny pejy fb an’ny Hetsika Montpellier fa sao dia ilay mpifanolo-bodi-rindrina aminao ! 😠😆
Aman’hetsiny ny nanao LIKE ny hafatra rehetra nahelin’ireo rantsamangaikan’ny mpanohitra eto na any Dilambato, ny Rmdm Diaspora, Les Indignés de Madagascar, GTT La Réunion, ny SAHIA Lasa Izao sy ny Hetsika Montpellier, na ny K-2 Pejy Ofisialy, raha tsy hitanisa afa tsy ireo fotsiny sy tsy hilaza akory ireo haino amanjery rehetra nampita ny vaovao.
Miala tsiny aza ireo vondrona fb ireo fa tsy ho afaka atao namana daholo ireo fangatahana azo fa dia tazomina fotsiny ny fenitra, tano ny azo fa aza hamelana (« il faut tenir BON et informer le monde », NEVER GIVE UP).
Entina hilazana izany fa tsy hita isa noho ny lainga afafindry foza 🦞🦞 isany eto ny hery fanoherana ity Didy Jadona ity. Indrindra moa rehefa mamaky ny lahatsoratr’i papi zano, na ny post an’i Isandra sy ry Burt 🦞🦞🦞.
Aiza re izany e, ny manetsa be mbola ho avy, amin’ity herinandro ity indray ohatra, rahampitso, raha afakampitso, raha teloana, raha loakandro.