Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h02
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2021 à 17:05 | Vohitra (#7654)

Ny tetika tian ireo fatritran olona anankiroa Olivier 2 sy Attila ireo voizina eto dia tsotra ihany :

Manomboka tsapan izy ireo fa mifoha tsikelikely amin ny torimasompahantrana sy manomboka mivoaka miandalana ny marina mikasika ireo hevipetsy natao hanambakana ny Malagasy.

Mitady hirika sy paikady izy ireo mba hisian ny didadisa sy lonilony eo amin ny Frantsay sy ny Malagasy, ary hampitokana-monina hiavaka ny Malagasy, ary hanondroana ny Malagasy ho toy ny olombery sy tsy azo itokisana ary fanetribe tsy misy fahamendrehana mihintsy.

Diniho sy henoy ny fisaina sy fihevitr ilay frantsay metisy anankiray Patrick Leloup isany nandray anjara tamin ny fanonganampanjaka ny taona 2009 fa tena mitovy sy kapoka iray amin ny fisainan ireo fatritran olona anankiroa ireo !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS