Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h10
 

Répondre à un commentaire

23 mai 2021 à 16:47 | Vohitra (#7654)

Hoy ny Malagasy raha miteny : fatritran’olona, olona tsy misy fotony, olona gaigy...

Izany tokoa no azo ampiasaina hoentina manondro itony Olivier 2 sy itony Attila itony.

Tsy misy ataony eto afatsy manoratra manambany sy manaliaka ny Malagasy, ary mamoaka hevitra mba hampiadina ny samy Malagasy, milaza lalantsaina hambolena korontana sy savorovoro eo amin ny samy Malagasy...

Itony Olivier 2 sy Attila itony izany no karazan ireny jiolahimboto frantsay alefa atao mpikaramanady hisehatra amin ny tambazotra serasera.

Ny toy ireo ilay farasisa masiso efa bobongolo simba navela ho tarazo mbola mihevitra ny hamafy ny voa ratsy takaitra napetraky ny fanjanahantany...

Miantso ny frantsay hankahala ny Malagasy izy ireo, ary miantso ihany koa ireo mitondra ny zompirenena frantsay izy ireo mba hitazona sy hifikitra amin ny fitsinjovana ny tombontsoa frantsay...

Ireo fatritran olona anankiroa ireo izany raha fehezina dia mihevitra an i Madagasikara ho toy ny saha fihazana remby ho amin ny tombontsoan i la Frantsa sy ny frantsay fotsiny ihany...

Ireny ilay fakofako tokony any amin ny zoridira misarona mihidy no asiana azy fa manjary manamaimbo ny tontolo fotsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS