Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 10h32
 

Répondre à un commentaire

4 mai 2021 à 08:28 | Shalom (#2831)

Tsetsatsetsa tsy haritra :

Noheverina fa hisy ny fiovana teo amin’ny fitondrana (governemanta) tamin’ny faran’ny volana aprily lasa teo iny ary noheverina fa hilaza izany ilay D(idy) J(adona) tamin’ny alahady hariva saingy nanao « pschit » ilay izy ka tsy nisy indray.

Raha ny filazan’i DJ tsy ampy solaitra mantsy dia hoe : « sao hono izy dia ho voatora-bato ato an-dapa » no antony tsy nanaovan’izany.
F’iza ireo mpitora-bato hatahoran’ity olona ity ?

Toa mampanahy ihany ilay resaka mandalo eto amin’ity serasera ity manao hoe « lasa maffia » ilay fitondrana noho ireo tsy maty manota mbola eo foana.

Hiady sy hitolona ve izany isika : ady amn’ny maffia malagasy vaovao izany no anisan’ny tanjona.
Mankahery antsika rehetra ary ny amin’izany ary fadio ny miraviravy tànana ; io eo i arsonist hanoro antsika ny fomba fiady.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS