Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h54
 

Répondre à un commentaire

3 mai 2021 à 12:59 | pisokely (#9950)

manao ahoana daholo..
nahita ny MT aho vao maraina, ny soratra eto aminy forum.. dia ketraka.. dia misy olona tsisy saina mihintsy e.. lay prezida aloha dia angamba mila mijery dokotera...
Manambany tena ny mamaly azy, satria hita fa filana sotasota ny zavatra ambarany, teny frantsay fanahiniana disoana mba hatezitra zay mamaky azy..
amiko dia tokona aely eran zao tontolo izao ireny lahatsoratra ireny, ho hitany be sy ny maro latsaka anaty loza ny malagasy.. ka raha mitsangana ny mpanohitra, dia misy antony sy rariny.. ataoko, fa raha olona vanona no mamaky ireny lahatsoratra ireny, dia ho tohina ny fo ka ahalahelo ny mponina aty mada.. dia vonoina tsotra zao toy ny moka.. amiko dia heloka be vava ny mitranga eto aminy firenena

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS