Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 23h07
 

Répondre à un commentaire

1er mai 2021 à 12:51 | arsonist (#10169)

Eny e ! Izaho ry ’Nao mba « mpi-dérape » , fa ity kosa dia tena mbola entim-po noho izaho kah !
Tsy atoroko hoe iza no mpanoratra , fa dia ity no nolazainy e !

« Dernier vol Air France toujours … » Oui ?
« Oui, « nous commençons à rappeler un par un les 240 autres passagers qui ont été negatifs » » Tena ataovy sérieux lesy lele*a-b*vy, un seul cas de variant indien et ça y est, terminé la population endémique, vita."

Eny, ho ’aho !
Sao kosa ary dia tena ny handringana tanteraka ny vahoaka gasy mihitsy kosa no kendren-dry zareo e !
Raha tanterany anie izay dia azy ny nosy manontolo, fa tsy sombintsombin-tany fotsiny intsony e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS