Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 13:57 | I MATORIANDRO (#6033)

Misy ireo devoly sy zana-devoly izay mampandry loha fa azo antoka hoe ny fe-potoam-piasana 3 mifanesy ho an’reto mpangala-bato cocovid lelafin’dry zareo ireto ; de hoy aho hoe :

- Ry devoly adala sy votsa saina ; tsy fantatrao akory fa anio ihany de alaina aminao ny ainao.

Etsy akilany, tsy fantat’reto devoly adala ireto mihintsy ny zava-misy sy ny tantara nisy teto :

- Nofehezin’ilay devoly jamba sy ireo andevo mpilelaka azy daholo ny fahafam-panajakana t@ fotoan’androny ; nihevitra ialay devoly jamba fa hitondra amandrakizay izy sy ny forongony izay manampy ireto cocovid ankehitriny ; inona no teo ???!!! Tsy nahovoka ny hcc t@ 2002 fa tsy maintsy nanaiky anAndriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS