Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 12h52
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 10:53 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

Inona marina no zava-misy ary hankaiza ny firenena manoloana an’izao tsy fitovian-kevitra eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka izao :
Hoy ny vahoaka : « Aleo voan’ny coronavirus toy izay mandry fotsy »
Hoy ny miptondra : « Aleonareo mandry fotsy toy izay ho voan’ny coronavirus »
Ny zavatra hita aloha dia fisondrotambidin’ny fiainana aorian’ ny fihibohana indrindra eo amin’ny legioma sy ny voankazo manginy fotsiny ny tsy fisiana eny an-tsena mandritry io fotoana io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS