Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 11:51 | Vohitra (#7654)

Fa nahoana no mbola nampidirina ihany indray koa ny sidina avy atsy amin’ny nosy La Réunion omaly e ?

Efa io hiarahana mahita io no nitranga tamin’ny fampidirana ilay sidina ny 26 avrily teo !

Fa inona ihany ity e ?

Hatosika ho any amin’ilay Firaisampo ve ny Malagasy sa ahoana e ?

Dia rahoviana no atao indray ny fitiliana sy fandefasana ny singa « échantillon » hanaovana séquençage génomique hitarafana raha efa tafiditra eto ny variant avy any Brésil sy avy any UK ? Sidina no resaka eto fa tsy botry intsony...

Izao ve izany ilay hoe « tsy fantatrareo androany fa ho fantatrareo ihany amin’ny ampitso » ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS