Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 20h35
 

Répondre à un commentaire

29 avril 2021 à 08:38 | Vohitra (#7654)

Fanapahankevitra noraisina omaly :

Ny FANJAKANA Malagasy irery ihany no tompomarika sy tomponandraikitra amin ny fampidirana sy fanafarana ny vakisiny ho an ny Malagasy.

Mazava ny amin iny resaka iny !

Tsy misy resaka karana na Fondation izany mikasika ny fampidirana vakisiny ho an ny Malagasy raha io fanapahankevitra io no dinihina.

Izahay dia tsy nitsahatra mihintsy teto nilaza fa raharahampanjakana ny fahasalamambahoaka, indrindra moa fa ny amehana ara-pahasalamana.

Mazava angamba ny amin io resaka io ry botombazaha isany ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS