Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h59
 

Répondre à un commentaire

30 avril 2021 à 11:46 | Ngeda (#10235)

- Rtoa Razanamahasoa Christine Filohan’ny Antenimeram-Pirenena : Mbola tsy Miova ny Fisainanao Tompoko , mampalahelo. Sady Maivan-doha noho tsy Hafaka mandefa alavitra ny Fijery ireo Fahamarinana. Tsy Hamoha Fota-mandry faha tsy ny Maso naha Ati-doha noho mitondra ny Hevitrao faha ny ..... noho Hampiarina « Ianao irery noho hahatsapa inona no tiako ho Tononina » Vidéo-Conférence « . Aminao MITOMBONA ve io Fanam-paha kevitra tena Mahonena io ? Tsia Tompokjo faha maninona noho tsy tohizina ny CCI-Ivato saha Matahotra ny Hahita ny Marina ny Firenena amin’ireo rehetra tsy mety Nohentin’ity Fitondrana ity » Gouvernement ". Efa Be izay Vitanao izay. Mila FANAZAVANA Maro Potitra ny Malagasy, azafady Tompoko.
N.B / Tandremo faha mbola mety Hiverina i Ambatonakanga mety Tantara hitohy izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS