Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h18
 

Répondre à un commentaire

27 avril 2021 à 11:23 | Vohitra (#7654)

Marina ve sa tsia, ireo ianareo tomponandraikitra, nisy tokoa ve sa tsia :

1- nanome vola 100 tapitrisa dolara ny Banky Iraisampirenena mba hividianana vakisiny, koa avy hatrany dia nalefa nomena ny Fondation Akbaraly ny fitantanana io vola io ?

2- nisy olona maratra ve nahiditra hopitaly satria notifirin’ny mpitandro ny filaminana nandritry ny andro fihobohana ny faran’ny herinandro farany teo, olona izay nivoaka handeha hividy fanafody ka nifanena tamin’ireo hery manana basy ?

ianareo no aoka hilaza izay misy sy mitranga, ary ampahafantato ny vahoaka !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS