Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 04h52
 

Répondre à un commentaire

2 avril 2021 à 20:08 | Rainingory (#11012)

kopié kolé an’ny hita teny amin’ny pejy fb :

OLONA 3 NOTSABOINA TAO MAHAMASINA, NO MATY… NOHO NY DELESTAGE
Nanao tandrevaka indray ny Fanjakana ka marary miisa 3 no nindaosin’ny fahafatesana tao CTMC ao @ Palais des Sports ao Mahamasina noho ny délestage omaly alakamisy 1 avril. Ny fijanonan’ny milina fandefasana oxygène izay nampiasaina t@ ireo marary, no nahafaty azy ireo noho ny fahatapahan’ny herin’aratra nandritra ny minitra maro. Ireo milina famokarana oxygène « 5 litres à la minute », mifampitohy @ « lunette à oxygène » apetaka @ oron’ny marary no tsy nandeha tampoka ka nitarika izao loza mahatsiravina izao. Marihina nefa fa tsy marary @ ilay atao hoe « forme grave » ireo tsaboina ao Mahamasina fa « forme modérée ». Ireo izay manana aretina mitaiza toy ny diabeta, ny aretin’ny fo sy ny tosi-drà koa no raisina ao. Marary mbola tokony ho sitrana soa aman-tsara noho izany no indrisy fa namoy ny ainy noho ny tandrevaka, tsy azo ivalozana.
../..

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS