Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

2 avril 2021 à 10:24 | Vohitra (#7654)

Fa inona ihany ity e ?

Misy olona antsoina hoe Rakotomalala Edmond izay toa hoe nahavita namokatra ody raokandro iray, antsoina hoe « E.D 1 » izay toa efa misy manao fijoroana vavolombelona fa io ody ho fanafana aretina io no nahasitrana ireo fianakaviany izay efa tena ambavahaona tokoa ary efa tena sempotra vokatr’ity aretina mandoza iray ity...

Nisy hono no efa tany amin’ny tobimpitsaboana no navoaka ary notsaboina tamin’ity ody fanafana iray E.D 1 ity, ary toa hoe nahita fahombiazana hono...

Ankehitriny, dia toa miaritra fanenjehana sy ampanantsoina tadiavina ity olona antsoina hoe Rakotomalala Edmond ity, ary toa heno fa namoahana fandrarana sy fisakanana tsy ho azo amidy sy entina hanaovana fitsaboana ity E.D 1 ity, ary lasa sakana sy aloka mainty ho an’ilay tambavy sy ilay voanjavatra nolazain’ilay mpaminanivavy brezilianina...

Fa inona ihany ity e ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS