Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 11h07
 

Répondre à un commentaire

2 avril 2021 à 07:40 | lanja (#4980)

HS
Ed 1 , NAHAZO TAMBAVY mpifanandrina mivantana @ ny CVO , efa nampoizina.
Dia Nihazakazaka ny foza fa tsy nahazo autorisation hono io ka tsy azo amidy....
Ny tena marina dia Mifaninana amin ny bizna DJ mianakavy , ka tsy azo ekena .
Ravalo no lazaina nanao monopole kanefa fifaninanana amin ny mpivarotra tambavy aza ity dia tsy zaka, tsy mahalala menatra,
Tsy hitan ny fitondran i DJ ve ireo mpivarotra raokandro etsy sy eroa ireo, sa nahazo AMM ireo tapakazo tsy hita isa ireo ?
Mitohy hatrany ny kitoatoa , hirodana ho azy ity fitondrana DJ ity.
(Vaccin efa eken ny eran tany izao , i DJ no tsy mahatakatra , mbola mandinika hono, dia avy eo ilaozan ny afrikanina vao tonga saina, nahazo prezda Tena Gaigy sy Vendrana marina ny firenena )

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS