Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h46
 

Répondre à un commentaire

1er avril 2021 à 17:20 | pisokely (#9950)

eh dia miangatra ianao... ny isa marika anie dia azo hovaina e... ala bato fifidianana aza vitan dry zareo, maika ve zay statitika ??
raha aty ampita ianao, dia tsy matoky ny tarehimarika afrikanina ny mpikaroka aty, satria dia politika daholo no mibaiko.
fa zavatra iray no tadidintsika.. tsy afaka handainga aminy covid mihintsy ry zareo.. satrai maty.. fahafatesana no miandry.. lazao an izany ry bekoto sy isandra, fa mandondona ra fahafatesana... indrinsy fa ny gasy mahantra no voa satria dia CVO hono dia mahasitrana... sahala an ilay ombiasy hoe.. ity tapakazo ity dia mahasitrana ambava fo, omamiadana, aretimpitia (chagrin d amour), mampiverina ny vady, ary mampanakarena... tapakazo iray mahavita an izany daholo... dia mino synmahatoky ny gasy mahantra satria tsy mahatakatra ny fanafody ara dalana.. lafo loatra, ny sakafo aza ambany fotra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS