Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 17h02
 

Répondre à un commentaire

1er avril 2021 à 15:10 | Midabetsy (#8062)

Salama daholo ry namana rehetra.
efa hita fa nadra ny mpitondra ary votsa saina fa kinga V.
Saingy zao no mba anontaniako anareo ; vazaha gasy sy ny gasy vazaha taratasy - nianatra - ampy sy be fahalalana - mpandalina be solaitra.
Hita fa tena mandroso ny any ivelany ary manankarena - tsy gel na savony no tsy hisy any - tsy cache bouche no ho olana any - olona 3 raha be indrindra no ao antrano de amboa sy piso no manampy azy ao - rano à gôgô arimpotsiny eny @ jardin publique ..........
Eto amintsika anefa zara raha mahita savony - zany gel zany de ny deba tapany no mampiasa anzany - rano tapaka matetika - casse bouche miandry fizarana ary zara raha misasa - ny ao antrano 10 m² olona plus de 8 personnes - sakafo ambany fotra - torimaso zara raha misy.
raha ny consigne omena anefa de hoe : hajao ny 1 m - mitondrà casse bouche - sasao matetika ny tanana.
Raha avadika sytéme d’équation science exacte io : loza ny valiny azon’ny Madagascar.
LOZAAA - Hoy raikilahy zay
MANINONA ANEFA NO BETSAKA NY MATY ANY IVELANY NOHON’NY ETO GASIKARA ?

NAREO NEFA AMIZANY DE MITOHY MANAMBANY NY GASY HATRANY - DE GAGA AGNAY SAGNAGNA.
Mino ve nareo fa mety ny fitsaboana any ivelany any ?
Mijery / mihaino an’i Macron zany halina de hoy enao hoe : paradisa anie any zany raha ny fandraisana décision no henoina. point par point.
Sao mba tokony hifamadika kely ny asan’ny manampahaizana - alefa aty ny any ivelany hijery hoe manino aty no vitsy ny maty mitaha @ any ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS