Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 17h12
 

Répondre à un commentaire

1er avril 2021 à 12:38 | ASSISE (#10453)

AO AMBADIK’I SAHONDRA ITY TANTARA ITY E ! Na CVO (+) na VAKISINY.

Ahoana ny fomba tsy hivezivezen’ny olona ?

Misy mitapy sady NANDRA miresaka eto.

Olona tsy misakafo sy tsy salama koa heverinao hipetraka fotsiny ? Ohatran’ny tia hanome tsiny no fahitako izany hevitra izany.

Ataovy hamehana fanaovana sera aloha fa tsy maintsy ho raikitra indray ity fihibohona ity na tsy rahampitso aza. Inona indray no bizina COVID-19 dingana faharoa ?

Aza tratra farany eo fotsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS