Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 10h17
 

Répondre à un commentaire

1er avril 2021 à 09:45 | Isandra (#7070)

MBA HIALANA NY FIVEZIVEZENA DIA TOY IZAO :

"COVID-19 : FANDAMINANA MIKASIKA NY FANDRAISANA AN-TANANA IREO MARARY

⭕ Ireo marary maneho "forme légère : mikoha-maina, seriserena, manavy, mangorana, vizambizana, marary tenda, mivalana...
Manatona ny Tobim-pahasalamana fototra (CSB 2) ahazoana ny fitsaboana sahaza. Aorian’ny fizaham-pahasalamana dia mahazo fanafody maimaimpoana ary mitoka-monina any an-trano (auto-confinement). Raha misy zavatra tsy azo azo dia miverina mamonjy ilay CSB 2 nanaovana fizaham-pahasalamana.
🔴 Ireo marary maneho « forme modérée » na misy aretina mitaiza toy ny diabeta, aretin’ny fo sy ny tosi-drà, « asthme »...
Mamonjy ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka, CTC-19 Mahamasina, ary ny CTC-19 Ivato izay hisokatra tsy ho ela.
⚠ Ireo marary maneho tranga misy fahasarotana (forme grave) dia manatona ny Hôpitaly lehibe :
CHUJRA Ampefiloha
CHUJRB Befelatanana
CHU Anosiala
CHU Andohatapenaka
CHU Fenoarivo...
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika rehetra hanaraka ireo fepetra sy lamina noraisin’ny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina covid-19."

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS