Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 17h01
 

Répondre à un commentaire

10 avril 2021 à 14:03 | Vohitra (#7654)

Tokony hiavaka tsara ny hoe :

- fisolokiana sy famitahana vahoaka (C-VOPLOS, ranondolana )

- ny fahazarana nifandovana sy haizatra ara-piarahamonina, ary nifanolorana ho fifanajana hanamarihina fihavanana

- ny alanenina sy ady farany fanavotana aina ary miantehitra amin ny finoana,

- ny fanafody fitsaboana na koa fiarovana, vita sedra sy vita andrana, ary arovan ny profo ara-tsiansa ny fahatokisana ny fahombiazany...izay natao ho fitsimbinana ny fahasalamambahoaka ho an izay tomponandraikitra amin ny Firenena misy soatoavina repobilikanina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS