Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 18h58
 

Répondre à un commentaire

5 avril 2021 à 10:10 | arsonist (#10169)

Ity forumer « saint-augustin » dia

a) manoro antsika Gasy hoe toy inona ny toetrantsika
b) mampianatra antsika sady manoro antsika izay tokony ataontsika
c) sy izay tsy tokony ataontsika koa !

NB : Ny toerana antsoina hoe Saint-Augustin malaza indrindra eto anivon’ny Nosy dia toerana any Atsimo-Andrefana , ao atsimon’i Toliara .
Remby kendrena Vahiny maro io toerana io noho ny hakantony .
Misy ny ala Antsokay any .
Any koa ny renirano Onilahy no miditra andranomasina .
Anakao no anaran’ny tanàna lehibe indrindra any .
Amina sambo na botry na lakana andranomasina no fomba azo itodiana any Anakao .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS