Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h43
 

Répondre à un commentaire

2 août 2020 à 20:39 | Shalom (#2831)

Mampalahelo ny zava-misy eto amin’ny firenena fa toa fitondrana feno fandrebirebena fotsiny no manana ny fahefana fa tsy misy zava-marina na kely aza mba ataony.
Raha dinihina ny momba ity valanaretina ity dia fantatra fa mihaotra ny 90% dia sitrana amin’izao rehefa mahatandrin-tena sy mahafehy ny tazo vokatr’izany.
Na dia izany aza no tsikaritry ny mpikaroka eran-tany dia mbola mihizingizina tsy ampisalasalana ry kaondrana isany milaza fa izy no mahafehy ity valanaretina ity ary ny tangena nodokafany no nahazoany ny valiny toa ny hoe fitombon’ny isan’ny sitrana.
Dia tsy tahotra tsy henatra, dia mambosesika izany isan’adro eto.
Koa aiza ny mpandray anjara eto no tsy hilaza fa tranon-dainga ny mpomba an’i DJ Bac-13.
Hoy ny frantsay izay « tel père, tel fils ».
Ny olana dia ireo tranon-dainga ireo no mitondra ny tany sy ny firenena, koa aiza ny tsy mandady harona no tsy hianatra ny lainga ihany koa : tahafina ny ery ambony.
Fitondran’Ambohikobakambava tokoa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS