Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 10h10
 

Répondre à un commentaire

3 août 2020 à 17:30 | Ibalitakely (#9342)

Misaotra anao Professeur RANDRIANJA Solofo [1]*, & mandria am-piadanana ramose Pier LARSON. Ny ankamaroan’ny tantaran’ny Madagasikaraatramin’izay fantatra, raha tsy hoe izy rehetra mihintsy aza, dia namboarin’ireo nanoratra azy (Balzac, …) araka ny mahametimety azy ka betsaka ny nampiova & nandiso ny tantara marina teto Madagasikara.
[1]* Ny kolontsaina malagasy dia ny ANARANA aloha izay vao ny fanampiny. Fa ny an’ny vahiny no mivadibadika indraindray prénom puis nom, indraindray nom puis prénom [état civil etc].

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS