Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 09h11
 

Répondre à un commentaire

30 juillet 2020 à 18:16 | lanja (#4980)

Tsy hain i DJ ny mandrafitra lamina hiatrehana ny androany sy ny ampitso amin ity ady amin ny COVID ity , tsy hainy ny ny tokony hatao amin ’ io vola io, ho lany @ kitoatoa io ....
Soso kevitra, izay mitohy amin ny heviny ihany , no omena azy :
Managàna haingana ozinina lehibe hampitomboina ny vokatra CVO , havaozina ny tavoahangy, dia tsy ho lany eto antoerana intsony vokatra , ka afaka manondrana any ivelany isika amin izay, tsy misy mpifaninana io tsena io ,tsy misy hatahorana mihitsy, ho voavonjy izao tontolo izao, ny devises hiditra, izay tsy resy lahatra, andefasana an i sandra sy betoko,

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS