Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h47
 

Répondre à un commentaire

30 juillet 2020 à 09:43 | arsonist (#10169)

Sss ! Ho avy eto indray
hitondra lainga sy fitaka ary fanasoasoana an’ilay DJ tsy misy fahalalana no sady mpanongam-panjakana no mpampahantra vahoaka no sady mpilalao sy mpiloka aim-bahoaka ,
ry besileo foza vavy isandra
sy ry foza lahy isany , dia ry jomaka dadanaivo-betoko ambatomanga sy ry spear-encore .

Efa ataon’ilay DJ
mihinana ny tsy fihinana izao ny vahoaka gasy ,
efa ataony loka amina tambavy mangidy tsy alehany rehetra izao ny ain’ny vahoaka gasy ,
dia mbola milelaka an’ilay DJ tsy vanona ihany ireo foza voatonona pseudo ireo sy ireo namany .

Olom-poza tsy misy fo mitempo no sady tsy misy saina mihevitra !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS