Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 19h03
 

Répondre à un commentaire

29 juillet 2020 à 09:57 | lanja (#4980)

Toa tsy henoheno ilay essai clinique Artésunate ( vit C ) ?
lasa mihanahana indray kanefa teo
toa efa nihorakoraka ren-tany ren-danitra i DJ
fa hamonjy an’ izao tontolo izao .

Sosok evitra :
Esory ao amin ilay essai clinique ireo dokotera vahiny raha tsy haingana fiasa,
Ny IMRA ihany no toa haingana be amin ity bizna iray ity.
Ampidiro kosa Isandra sy Betoko hanangona ny témoignage ny olona sitrana ao amin ny facebook sady hanamarina fa manao tsinontsinona ny vita aty afrika , izay no nahavoa ireo maty sy manao cas grave eto Madagasikara ireo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS