Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 13h49
 

Répondre à un commentaire

5 juillet 2020 à 18:34 | Vohitra (#7654)

Ny zavatra tsy hay tsy mba azo hibitabitahana mihintsy, aleo mahay manetry tena toy izao miambo ho olonkendry manam-pahalalana nefa tsy mitsahatra ny mamoan-tsampona sy mirediredy mamita-bahoaka...

Tsy misy afatsy kajikajy entina hameno paosy no atao isanandro, dia rehefa mipoitra ny marina sy mitranga ny antambo dia ny hafa foana no omentsiny...

Efa voafehy e...
Ozonina mpamokatra an izatsy sy zaroa e...
Fotodrafitrasa izao sy izao e...
Tiako ny tanindrazako e...

Aiza moa koa ny colisee andaniana adiny roa hiresahana amin ny vahoaka nefa ny fahasalamambahoaka zara raha nomena antsasakadiny...

Ilay iraika lahy moa tamin ny herinandro dia nilaza ankitsirano fa efa fantatra fa tsy maintsy hitombo ny marary rehefa hivoaka ny fihobohana...dia mampatsiahy ilay Ramatoa Agnes Buzyn mihintsy...koa fanahy niniana anie ve izany ilay fivoahana e ?

Mifohaza ry vahoaka fa efa ampy izay ny fampandihizana fitombenana a !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS