Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 04h41
 

Répondre à un commentaire

4 juillet 2020 à 19:45 | dolmi (#10981)

Sao ary nalainy domelina sy ny tariny ny valiny fikarohany IMRA, dia nampina asa inona mba ho azo hamidy ? Sao re fotsiny ny ahy io an !
Tsy mandaha ny mety fiasan’io ATA io aho raha fantatro inona avy ny ravina natambatra ho fiaro aminy covid izay mampitonantonana ny siantifika.Heveriko io ATA, ho tambavy mampitombo tanjaka ny vatana mba tsy ho mora handairany covid-19 fa tsy hoe hanasitrana sa ahoana hoy ianao Lysnorine ?Mbola vitsy mihintsy ny mpitsabo tandrefana ny mihevitra hanampy ny tanjam-batana (système immunitaire) fa tonga dia vizanin-dry zareo aminy chimiques ny marary na covid-19 izany na aretina afa koa.Raha nanana fijery afa ny mpitsabo erantany dia nihena kokoa ny isany maty : handrakandrana fitambarana fanafody no betsaka ankoatry ny fandanim-potoana hiandry valim-pikarohana toy izay hisoroka, araky izay tratra, ny tsy hidirany virus aminy vatany olona.Sarotra be ny tranga noho ny politika fitadiavana vola avy aminy vaccin sy ny firerehana tsy misy fetra. Misaotra anao e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS