Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h51
 

Répondre à un commentaire

3 décembre 2019 à 20:25 | Krista Kristiaoe (#10737)

Andao amizay hitady ny vahaolana.

Tena hita mibaribary fa te hanjanaka tokoa ny Sinoa satria izay fanampiana maro efa nataony izay dia tsy natao hampivoatra akory ny faripiainan’ ny Malagasy fa natao kosa hahazoan’ i Chine tombontsoa.

Mahay isika rehetra eto raha hiady hevitra hamantatra ny olana misy kanefa amiko tsy ampy intsony izany manoloana ny loza manjo ny firenena koa raha tiantsika ny tanindrazana dia tsy tokony hilamintsaina amin’ izany isika rehetra.

Koa manentana ireo manantsaina tia tanindrazana rehetra mba hampivoatra ny adihevitra ka hifantoka amizay hitady ny vahaolana tandrify fa ambavaloza ny firenena noho ny afitsok’ ireto vahiny tena mampiharihary fa te handroba ny tanindrazana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS