Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h50
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2019 à 19:51 | ratiarivelo (#131)

na inona na inona DRADRADRAINAO eto ry Rtoa ISANDRA ary koa IREO MPILELAKA rehetra ao anatin’ izany i BETOKO mpilelaka mafana FO , dia hita sy tsapa ary mazava fa tsy misy mandeha @ny laoniny ny eto @ny TANANA..........!!!! resaka fampandriana ADRISA no betsaka...... sur plasy no resaka mandrevo ny anarana andriantsito........! dia mihevitra fa handresy eto ANTANANARIVO fa heverinareo fa misaina @ny INONA ny MPONINA eto ANTANANARIVO......ry ZAREO O ?? FA DIA HO BALA VERY FAONA,TOY NY BALA NATIFI-TAKATRA ny revin-gadraNAO ry « naina ANDRI.... fa mety !!! Te-hoderain’ny GOAIKA ka mamboly VOANJO ririnina HIANAREO ry IRD-MAPAR-TGV eto ANTANANARIVO.....!! Farany rehefa mitonina anarana hoe : ISANDRA dia i Isandra n’ikalamavony AMIKO ! MAZAVA ve ry lohan’angidina arakin’ny filazan’ny NAMA » Matoriandro " sa akory LEROA a ? efa vehivavy lany henatra LEROA io ISANDRA io amiko hatao ny HAFA fanalan’andro ! tsy misy KOI ?? toa any i BETOKO jomaka baomanga Rabetokotany : teraka teny anelakelatrano ...... n’ambodiny ISOTRY ! mandrapa indray LEROA ....!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS