Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 13h22
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2019 à 19:27 | ratiarivelo (#131)

na inona na inona DRADRADRAINAO eto ry Rtoa ISANDRA ary koa IREO MPILELAKA rehetra ao anatin’ izany i BETOKO mpilelaka mafana FO , dia hita sy tsapa ary mazava fa tsy misy mandeha @ny laoniny ny eto @ny TANANA..........!!!! resaka fampandriana ADRISA no betsaka...... sur plasy no resaka mandrevo ny anarana andriantsito........! dia mihevitra fa handresy eto ANTANANARIVO fa heverinareo fa misaina @ny INONA ny MPONINA eto ANTANANARIVO......ry ZAREO O ?? FA DIA HO BALA VERY FAONA,TOY NY BALA NATIFI-TAKATRA ny revin-gadraNAO ry " naina ANDRI.... fa mety !!! Te-hoderain’ny GOAIKA ka mamboly VOANJO ririnina HIANAREO ry IRD-MAPAR-TGV eto ANTANANARIVO.....!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS