Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 21h16
 

Répondre à un commentaire

9 septembre 2019 à 12:01 | Vohitra (#7654)

Soso-kevitra hifampizarana :

Tsy aleo ve rizareo IRD daholo no omen-dàlana hanatanteraka ny velirano nampanantenainy manerana ny Nosy manontolo e ?

Ny Kaominina sy ny Fokontany/Fokonolona no fototra ary kitro hifaharan’ny fampandrosoana sy ny tetipanorina hitondrana ny fiovana goavana kasainy hapetraka, ka mahasoa raha izy rehetra no avela hitondra ny fahaiza-manaony sy ny hevitra nandrobohany ny mpifidy nandritry ny fampielezankevitra lafovidy nataony.

Ho hita miharihary tsy azo hafenina eo ny vokany avy eo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS