Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h43
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2019 à 12:58 | Isandra (#7070)

Matoriandro,

« Averina ihany fa tsy ny fitsinjaram-pahefana no tokony ampifanarahana @ zay politika »

Tay ary ianao no tsy nanao anio soson-kevitr’io an’i Dadanareo, nofoanan’ny provinces autonomes, satria tsy mifanaraka amin’ny politikan’ny kibony, manjary ho sarotra aminy ny miditra amin’ny appel d’offres raha ny any @ province no manapaka momban’izany.

Ka ny mahasamy hafa ny fanovana lalam-panorenana amin’ity, dia fitsinjovana tanteraka ny vahoaka sy fanomezana fahefana ny hafa, mifanohitra amin’izany ny taloha : Tamin’ny andron’i Zafy, hampitomboana ny fahefany, ny an-dRavalo indray, hanamafisana ny fitondrany,...dia iny hitantsika iny ny niafaran’izy roalahy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS