Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h30
 

Répondre à un commentaire

12 février 2019 à 11:57 | Vohitra (#7654)

Zakako ny fanjakana hoy izy, Alahamady no tonon’androko...

Nizaka ny fahafatesana tampoka noho ny setrasetran ireo be hambopo izy satria ve :

- noho izy Merina sa
- noho izy taranaky ny mainty enindreny sa
- noho izy mihevitra ny haka ho fananam-panjakana ireo orinasa lehibe frantsay ?

Sarotra sy manahirana tokoa ve ny mitondra valiny amin izany ahiahy izany satria misy mihevitra fa manohintohina ny firaisampirenena ny fikatsahana ny marina ?

Roboka sy revo ao anaty fihatsarambelatsihy loatra isika Malagasy ka tsy manana fahasahiana mihintsy hiatrika ny marina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS