Vidin-tsolika
Tsy mahataitra intsony ny fiakarany
vendredi 16 novembre 2007 |
| 375 visites
Tao anatin’ny fankalazana ny faha-5 taona nijoroan’ny fikambanan’ny mpitantana mpanijara solika eo anivon’ny Galana omaly no nanambaran’ny filohany, Rakotozafy Martin, fa mampilaza dien’izao ry zareo fa miakatra andro aman’alina ny vidin’ny barila ny solika eran-tany ka hisy fiantraikany eto Madagasikara izany sondro-bidy izany. Tsy ny mpitantanana mpaninjara no mampiakatra izany fa ny rivotra mitsoka eran-tany.
Nohamafisin’izy ireo fa 25 ar isaky ny litatra no mba vola miditra ho an’ny (...)