Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 24 septembre 2026
Antananarivo | 20h25
 

Répondre à un commentaire

24 septembre à 14:11 | pisokely (#9950)

salama daholo e.

tena mahatsiaro tokoa ny tena, mafy nahazo ny malagasy zay... tena nanao azy tsy tratriny aloka rajoel.. ny mpanohana azy teto moa dia nanao vava, nandrahona... tsy hadinoko ny soratra nataon isandra hoe tst misy maha hongana i rajoel satria mafy, sady mamimbahoaka...

nody keky aho taminy vakansy farany teo.. simba lay firenena e.. tena potika tao anatiny fotoana kely ny mba tahiriy hatramin zay.. mba miresaka aminy taniora fa dia hita fa simba... ny antitra moa mahohafo.. fadiranovana... tsy misy lalana vanona fa dia samy manao zay tiany... mahafantatra olona ambony zao dia sahy mihantsy ady sy mandika lalana.. zavatra uray no tsikarotro : eo anoloany arerina sy fahafatesana, dia tsy misy hery ny vola, fahafabtarana olona... sarotra ny mihady hevitra amint dokotera any mada... simba ny toe tsaina art azo atao hoe tsy fidiny satria mafy ny mitady vola.
tsy dia mety ny mamaky bantsilana ny zava misy satria toa manambany ny hafa.. fa saingy hita factena tsy lasa intsony ny gasy e... tena no simbainy i rajoel

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}