Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 26 mars 2026
Antananarivo | 10h50
 

Répondre à un commentaire

26 mars à 09:56 | Vohitra (#7654)

"Stupidity is knowing the truth, seeing the truth, but believing the lies." Morgan Freeman.

Ny vendrana hono, dia mahalala ny marina, mahita ny marina fa kosa mbola mino ireo lainga ihany...

Tsy nandilatra sy tsy nivoana izay nambarako omaly, hoy aho, aza manantena fahagagana izany, io tokoa izy fa niseho...

TSY misy fahagagana intsony, ary tsy misy fanantenana intsony izany hoe fanorenana ifotony izany, efa nivalona hipetraka ho any amin’ny tantara mahonena vesaran’ny fahadisoam-panantenana izany sisa ankehitriny.

Sady mbola nitombo ny isan’ny minisitra no tsy misy tia Tanindrazana afaka ny tena hitondra ny fiovana marina ho any amin’ny tombontsoa ho an’ny vahoaka Malagasy sy ny Firenena.

Goverinemanta vokatry ny kajy politika sy ho fiatrehana ny fifidianana manaraka no misy, fa TSY goverinemanta hanova ny rafitra sy ny fomba fiasa, TSY goverinemanta hametraka ny fizakana fahefana ifotony, TSY goverinemanta hiady amin’ny kolikoly, TSY goverinemanta handroso ady amin’ny tsy maty manota...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}