Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
HAHITA RAHA ANTSIKA
KARAKORY MADAMO #7070 @ andafy izao ?
Alakamisy 25 Septambra 2025
Ambohijatovo
? Dihabe mankany 13 Mai
Regroupement :
Itaosy ? Rond-point Apasika
Iavoloha, Andoharanofotsy, Tanjombato sy manodidina ? Rond-point Apasika (By-pass)
Alasora sy manodidina ? Rond-point Ankadidratombo
Sabotsy Namehana, Analamahitsy, Amboditsiry ? Rond-point Masay
Ambohimanarina sy manodidina ? Rond-point Ankazomanga
Alarobia, Ivandry ? Rond-point Jesosy Mamonjy
Vontovorona ,Fenoarivo,Ampitatafika= Rond-point Anosizato
— -
Leo Délestage, rano tsy mandeha !
Fampanantena pôkaty, lainga lava !
Ampy izay !
Aoka izay ny famarotana ny Nosy Malagasy @ Vazaha !
Avelao ny vahoaka haneho hevitra malalaka
— -
Fotoana izao mitsangana ry Tanora, sahia mijoro !
Tongava maro mitondra sainam-pirenena !
Ampy izay tsy rariny !
Nalaina taminà commentaire an’ny olom-pirenena tsotra